namana ve io? suite & solution...

21. xxx ( 04/05/2007 18:00)
iny ilay sipa fa nivoaka!
22. ikaretsaka ( 04/05/2007 18:33)
Misy koa anefa aza adino fa misy olona mahita fahafinaretana manokana am ny fanaovana toy izao zava nitranga izao , ka nareo mimenomenona eo izy mivanitika fotsiny , mieritreritra ny dingana manaraka.

kay le... mba karazana fafinaretana mitapy koa izany!:roll:

hery:
Ny ahy indray ny fombako... rehefa misy mitantara amiko momba ny olona hafa dia na teneniko hoe tsy aferako izany... na henoiko fotsiny fa adinoko rehefa avy eo.

Tsy ny zavatra lazain'ny olona mihitsy no hitsaràko ny toetran'ny olona iray...

dia araraotiko hoe... raha misy milaza aminareo koa any hoe "izao sy izao i Hery iny"... dia aza tonga dia mino aloha (na tsara na ratsy no lazainy) fa tsy ampy hahafantaranareo ahy izany

miombon-kevitra aminao:-*
23. xxx ( 04/05/2007 18:59)
mila any ny menarana :evil:
24. rakaroka ( 04/05/2007 20:29)
[quote=karinah]
iza izany e? iza? iza? kely asa mandefa mail hanaratsina ny namany akaiky izany?:o, hombohy, hoy booboo izay hahahahahaha..!
:°)vazy2 ny ahy fa izao fotsiny, tsy namana anie izany e! efa fantatra izany izy ry Fiffi dia hialào tsotr'izao! de izy koa anie ny ho vizana hanaratsy any fa hita eny foana koa ny toetran'ny oul tsi11 e
.

:?::?::?::?::?::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
25. diamondra27 ( 04/05/2007 21:04)
kelly13:

ahhhhhhhhhh (mikikika be za fa tsy nampoiziko le sipa nanao io zvt io)

feno surpriz be ty tany ty wa e!

26. diamondra27 ( 04/05/2007 21:05)
Fiffi:

fais comme moi ! maitrise fotsiny de :) de ampy !

siora e! zen fotsiny doly an!:wink:^:^^:^=D=D

27. diamondra27 ( 04/05/2007 21:09)
karinah:

foana koa ny toetran'ny oul tsi11 e.

Diam& Fasaly & Aino; izao za vao convaincue:oops: oe aleo lhl ny hatao namana raha toa izao lazain'i fiffi izao,fanendrikendrehina, fanaratsina, sns, izany, mba hoe namana anefa ahitan-doza:{, aleo tsy misy!^:^ :lol::wink:

de bienvenue @ club zany fa GTS hanana namana lhl

par expérience ihany io fa tsy ny vhv rehetra no mitia namana lhl sady raha sendra vady saropiaro koa aloha de tsy avelany minamana @ lhl zany hono ny vadiny e!

28. karinah ( 04/05/2007 23:02)
DImondra27> efa minamana @ lhl fona zah hatr@zay8O, fa mahita ny resa-bevavy ohatran'zao tena pffff!; hatreo ihany ny tapany voalazanao indray tsy haiko! :lol:
29. karinah ( 04/05/2007 23:03)
xxx:

iny ilay sipa fa nivoaka!
8O8O8O8O8O8O8O8O:evil:

30. karinah ( 04/05/2007 23:05)
diamondra27:

kelly13:

ahhhhhhhhhh (mikikika be za fa tsy nampoiziko le sipa nanao io zvt io)

feno surpriz be ty tany ty wa e!

Ka mba zarao aminay izany olona izany fa mba tinay fantatra eeeeeeeh!!!!8-)

31. Fiffi ( 05/05/2007 05:33)
(tsy ho hita kely fa bon week daholo :-*:-*:-*:-*:-*:-*
32. rakaroka ( 05/05/2007 07:00)
Bon week-end akia fiffi!dia hadinoy ny resaka teto e!
fa dia lasa "Ankamantatra" Bbbe ilay olona , araka ny tenin'i Karinah sy ny hafa hoe "Iza"?...
Iza aza?:roll::-w:-w:-w:-w:-w:-w
'ndrao hivadika lalao "ankamantatra" indray izy ity:
"Iza ary izany raha...fantatrao ?" sa
misy raha ô!...fa tsy ambarako ô?...
33. diamondra27 ( 05/05/2007 12:31)
rakaroka:

Bon week-end akia fiffi!dia hadinoy ny resaka teto e!
fa dia lasa "Ankamantatra" Bbbe ilay olona , araka ny tenin'i Karinah sy ny hafa hoe "Iza"?...
Iza aza?:roll::-w:-w:-w:-w:-w:-w
'ndrao hivadika lalao "ankamantatra" indray izy ity:
"Iza ary izany raha...fantatrao ?" sa
misy raha ô!...fa tsy ambarako ô?...

afakafaka aho mahita
endrik'olona mpiresaka
bakobako ngitangita
feno hatsaran-tarehy...;-);-)
34. diamondra27 ( 05/05/2007 12:36)
karinah:

DImondra27> efa minamana @ lhl fona zah hatr@zay8O, fa mahita ny resa-bevavy ohatran'zao tena pffff!; hatreo ihany ny tapany voalazanao indray tsy haiko! :lol:

de mihaino fotsiny ze lazain'le olona no atao
de tsy manitatra
de manova resaka
fa raha tsy zany de zao no sisa
lasa zistoara be...

Le fiaraha-monina manko de mahita lazaina foana na tsara no atao na ratsy
fa aza ùba manao tahaka izao kosa raha mbola tsy nanao an'io fa jereo le olona tsy misy mpitia fa de we iza koa zany olona ratsy 'zany

Toa samy mifanontany eto doly

de nandaitra ny tanjon'le olona zao(le mpandefa mail io an!)

35. diamondra27 ( 05/05/2007 12:40)
hery:

Ny ahy indray ny fombako... rehefa misy mitantara amiko momba ny olona hafa dia na teneniko hoe tsy aferako izany... na henoiko fotsiny fa adinoko rehefa avy eo.

Tsy ny zavatra lazain'ny olona mihitsy no hitsaràko ny toetran'ny olona iray...

:-) dia araraotiko hoe... raha misy milaza aminareo koa any hoe "izao sy izao i Hery iny"... dia aza tonga dia mino aloha (na tsara na ratsy no lazainy) fa tsy ampy hahafantaranareo ahy izany :-)

:-D:-D

ary hery koa zao angamba be de be ny resaka mandeha ô! nareo tsinona star tompo-na site koa

za aloha naheno be de be ny resaka momba an'i hery fa za tsy mamoaka e! manjary mi-itatra be eo le resaka. Resaka tsara sy ratsy mazava ho azy.
Aleo le tsara no lazaina: we hery hono tena mavitrika ,manatsara le site zany e!; mazoto miasa mihintsy @ity site ity.
de le ratsy ndray : hummm , secret zany an!:-P
36. xxx ( 05/05/2007 18:50)
diamondra27:

karinah:

DImondra27> efa minamana @ lhl fona zah hatr@zay8O, fa mahita ny resa-bevavy ohatran'zao tena pffff!; hatreo ihany ny tapany voalazanao indray tsy haiko! :lol:

de mihaino fotsiny ze lazain'le olona no atao
de tsy manitatra
de manova resaka
fa raha tsy zany de zao no sisa
lasa zistoara be...

Le fiaraha-monina manko de mahita lazaina foana na tsara no atao na ratsy
fa aza ùba manao tahaka izao kosa raha mbola tsy nanao an'io fa jereo le olona tsy misy mpitia fa de we iza koa zany olona ratsy 'zany

Toa samy mifanontany eto doly

de nandaitra ny tanjon'le olona zao(le mpandefa mail io an!)

8O8O8O

37. Zina ( 06/05/2007 21:39)
za aloha naheno be de be ny resaka momba an'i hery fa za tsy mamoaka e! manjary mi-itatra be eo le resaka. Resaka tsara sy ratsy mazava ho azy.
Aleo le tsara no lazaina: we hery hono tena mavitrika ,manatsara le site zany e!; mazoto miasa mihintsy @ity site ity.
de le ratsy ndray : hummm , secret zany an!

diams a, samy manana ny cote tsara sy ny ratsy doly isika:wink::-D:-D:-D
38. Vahinala ( 07/05/2007 07:32)
Gaga sady varina aho no toa tsitako intsony izay fiheverana azy ra ilay olona reko hoe nanao ilay izy tokoa no izy, tena tsy nampoiziko ilay toetra:x8-)
39. sakaizakely ( 07/05/2007 07:51)
diamondra27:

za aloha naheno be de be ny resaka momba an'i hery fa za tsy mamoaka e! manjary mi-itatra be eo le resaka. Resaka tsara sy ratsy mazava ho azy.
Aleo le tsara no lazaina: we hery hono tena mavitrika ,manatsara le site zany e!; mazoto miasa mihintsy @ity site ity.
de le ratsy ndray : hummm , secret zany an!:-P

de inn zao no tombontsoa milaza zavatra toy izao ? Amiko tsy misy

aiza moa isika no tsy esoesoin'ny lhl fa mpitakoritsika :oops:

oka lesy ra Sitla a !:-P
40. xxx ( 07/05/2007 19:05)
sakaizakely:

ka ry diamondra27 anisan'ny hita mamaly ary @ site hafa ary milaza zavatra momba ny serasera a!sady tsy mba zavatra tsara fa huhuhuhuhuhu

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1464