namana ve io? suite & solution...

41. fasaly ( 07/05/2007 19:13)
ilay manao sotro be lava tango koa tsy milay e!
raha maheno zvtra na mail na hafatra avy tam i kala ranona dia tokony tsy ho tantaraina any amin'i....
atao araka io lazain'i hery io hoe tsy misy diriako izany, ny fopla eto dia ilay nandefasana hafatra dia nitantara tany am'ini fiffi ohatra....vao maika mandraraka menaka anaty afo de miredareda ilay izy norma be mitsy an!
refa tsy aferanao de tsy asina valiny akory, donky izay no torohevitro:-P
42. fasaly ( 07/05/2007 19:29)
ny vaha olana , ialao lavitra refa tia fosfoasa lay oul amzay enao tsy voarato miaraa aminy ao:-P
43. diamondra27 ( 08/05/2007 03:10)
fasaly: hummm , matotra be an! milay e:wink::wink:
tena ao @ le wii mihintsy , tiko beeeeee

xxx: :D
tsiky kely aloha na ho any na tsy ho any
44. Vahinala ( 08/05/2007 07:50)
Sady tsy hitako mintsy koa izay fahafinaretan'ny sasany amle tia resadresaka sy fosafosa e, site natao hialana voly ity, hifampitantarana ny zavamisy mahasoa, mahafaly ary ny olana ihany koa, ka d mahafaty ve ra mba samy mifanaja tsotra fotsiny, raha eto am site ny sasany manao toetra toy izany, mba manao ahoana zany raha am tena izy ! Samia cool daoly e, rehefa misy zavatra mahasorena ohatra am namana iray, tonga d izy avy hatrany tenenina fa aza tia fosafosa ary zany no maha mpinamana, mifanoro sy mifanitsy ra misy ny tsy mety.
45. fasaly ( 08/05/2007 16:49)
vahinala: fita hoà! teotra raikitapisaka ho an'ny vevavy ihany io fa anjaranao ny mba ho tonga saina hoe efa mba vavy lehibe ny tena ka aleo hijanona amzay izany e! euhhhhh! na lay mifosa na lay mîtondra resaka samy fopla dool reo8-):-P

diam: ka zà nge njainjay mba hoe matotra ihany na tia manàla azy be aza e!ç:wink::-P:-D:-D:-D
46. linarako2 ( 09/05/2007 14:59)
fasaly:

vahinala: fita hoà! teotra raikitapisaka ho an'ny vevavy ihany io fa anjaranao ny mba ho tonga saina hoe efa mba vavy lehibe ny tena ka aleo hijanona amzay izany e! euhhhhh! na lay mifosa na lay mîtondra resaka samy fopla dool reo8-):-P

diam: ka zà nge njainjay mba hoe matotra ihany na tia manàla azy be aza e!ç:wink::-P:-D:-D:-D


Io no tsy hitovizan'ny lahy sy ny vavy ary tsy mety miala fa tena tapisaka e!
47. diamondra27 ( 09/05/2007 16:45)
fasaly: mety akia a! refa mahafaly ny fo de zay fa le mandratra ny fon'ny namana tsy azo atao


raha za kosa aloha no mba misy milaza any ho any hoe: za manaratsy olona de angamba :-w:-w:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted: be mihintsy a!

le tsy mihaino feon-dakolosy tokana aloha no mety fa na de zany aza refa fantako fa tsy mety le ataon'ny namako de lazaiko izy, ary mety tezerako ohatran'ny fanabedesana zaza mitsy aza
48. fasaly ( 09/05/2007 18:42)
linarako: ka zay no itiavako manana namana lehilahy fa tsy misy blem am lafiny iraika io:°):-D
49. sympa ( 09/05/2007 23:59)
8-)8-):-/:-/ kay mbola mitoy ato koa kay le resaka :!::!::-D:-D Mba aiza mipetraka eo ambony seza misy tsilo ry mpanaratsy fa ny tany anie malamatreeeeeeeeee :!::x Ny soa tanterao fa ny ratsy avelao :!: Tano anao izany fanaratsiana izany fa aoka ny sasany anantanteraka ny soa @ olona :!: :-$:-$ io de ampy :!: ok :!:
50. sasa ( 10/05/2007 06:19)
hay mbola mitohy ity dinika ity.
za refa avy namaky d hozy za hoe
ny tody tsy misy fa ny atao no miverina,
izay mamafy rivotra d mijinja tadio,
ny soa atao levenam-bola ny ratsy atao loza miantona

Mba eritrereto ihany ny zavatra atao fa malama maina ny tany ka sao mba ho solafaka ihany any aoriana any.
51. diamondra27 ( 10/05/2007 09:33)
sasa: zay aloha e! de tokony hanao ny soa mandrakariva foana zany de @zay mivaly na mety hahazo soa bebe kokoa

non fa tena marina doly reo ka
na tsy mivaly aminao aza de mivaly @ taranakao; efa voalaza ny baiboly zany.
52. sympa ( 10/05/2007 10:55)
sasa:

hay mbola mitohy ity dinika ity.
za refa avy namaky d hozy za hoe
ny tody tsy misy fa ny atao no miverina,
izay mamafy rivotra d mijinja tadio,
ny soa atao levenam-bola ny ratsy atao loza miantona

Mba eritrereto ihany ny zavatra atao fa malama maina ny tany ka sao mba ho solafaka ihany any aoriana any.


sasa> ie :°) marina mintsy io ka
mahaiza manao :-$:-$ fa tsy mirediredy manaratsy olllll fotsiny :!: ny asa atao sao de mi :snif: rery eo fotsiny tsisy namana eo :b ary aza de manao be :-@ koa fa misia jery aloa fa mamparary ny =(( fotsiny :!: de misaotra dieny mialoa @ fahendrenao ^:^^:^^:^^:^


53. diamondra27 ( 10/05/2007 19:02)
sympa: de msotra anao zany e!

ze mangina volamena
54. sasa ( 11/05/2007 05:31)
sympa ny an'ahy indray d tsotra ihany kan! miezaka manao ny tsara faran'izay tratra fa mandalo ity fiainana ity. Satria na tsara na ratsy ataonao d mivaly aminao foana.
55. diamondra27 ( 11/05/2007 06:51)
mety tsy mivaly aminao wa le izy fa @ taranakao

aona misy reny olona ratsy loha be reny, mamono olona(=midaroka io an!) fa izy tsy voadaroka mitsy,mbola tsy mivaly aminy foana le ratsy ataony fa tohizany hatrany hatrany...

56. Fiffi ( 11/05/2007 14:25)
sasa:
ny tody tsy misy fa ny atao no miverina,
izay mamafy rivotra d mijinja tadio,
ny soa atao levenam-bola ny ratsy atao loza miantona
=D=D tena zay mihintsy ! tena marina io !


57. Zina ( 11/05/2007 16:28)
oy i sasa
sasa [ Valio ] 11-05-2007 07:31:53
Lohateny : Re : namana ve io? suite & solution...
sympa ny an\'ahy indray d tsotra ihany kan! miezaka manao ny tsara faran\'izay tratra fa mandalo ity fiainana ity. Satria na tsara na ratsy ataonao d mivaly aminao foana.


zay mihitsy aky a:-*
58. Fiffi ( 12/05/2007 07:11)
misy valiny daholo ny atao.....na ho ela na ho aingana.....tsy adalan'ny olona ny hanaovany soa...
59. sympa ( 12/05/2007 14:38)
Fiffi:

misy valiny daholo ny atao.....na ho ela na ho aingana.....tsy adalan'ny olona ny hanaovany soa...


ekena mintsy io lazainao io ry Fiffi misy farany raha jiaby :!: :!:

60. diamondra27 ( 12/05/2007 14:45)
sympa: ka zay nge no eto an-tany e! misy ny fiandohana de misy ny fiafarana

anao ny aller de ahy ny retour

falim-pidinana fiakaranana

ao anatin'ny mangidy no misy ny mamy

Kodiaran-tsarety ny fiainanany ambony mety lasa ambany et vice versa

izy doly zany e!

zany we boribory ny tany de mihodikondina eny foana fa un jour la vérité s'éclate ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4708