Zava-doza 10 mety ateraky ny alikaola(alcohol) raha betsaka

1. niryna ( 04/05/2007 06:05)
Ny zavatra rehetra dia samy ratsy avokoa rehefa diso betsaka sy tsy voatandrina.Anisany iray amin'izany ny zava-pisotro misy alcohol.
Tena tsy mety afaka amin'io mihitsy izahay hoy ny olona efa zatra an'io.Inona tokoa re :idea:no mety poizina mifono aterak'io raha tsy mitandrina isika e.:roll::?:
(l)niryna
novalian'i niryna ny 16/05/2007 17:57
2. ravakamalala ( 04/05/2007 09:02)
io efa voalazanao io izao ny iray :
"tsy mety afaka amin io mihitsy izahay " hoy ny olona efa zatra an io!

3. nikopol ( 04/05/2007 09:06)
mahay manisa be kia nareo ry nyrina
(l)
4. Stretch ( 04/05/2007 09:27)
niko :{
5. majakely ( 04/05/2007 09:58)
nikopol :lol::-D
6. niryna ( 04/05/2007 20:55)
nikopol:

mahay manisa be kia nareo ry nyrina
(l)

mbola misy mihoatra an'io isa io fa hatreo ihany no haiko manisa kou:P

7. sitlo ( 04/05/2007 21:24)
Alefaso ary hoe mba jereko izany.
Ilay tsy afaka aloka dia tsy marina raha tsy hoe manana olana afeniny amin'ny toaka ilay olona.
8. niryna ( 07/05/2007 02:58)
sitlo:

Alefaso ary hoe mba jereko izany.
Ilay tsy afaka aloka dia tsy marina raha tsy hoe manana olana afeniny amin'ny toaka ilay olona.

:D miandry anao kely aho aloha vao hamaly izay mety ho fantatro maha ratsy an'io:)

9. niryna ( 16/05/2007 17:57)
1- Anisany iray dia ny tsy fihevitra rehefa mamo ka mahatonga tsy ho tompon'ny tenany ary dia manao teny tsy voahevitra.
2-Raha mitondra fiara dia tsy manana control amin'izay mitranga tampoka satria tsy manana safidy vokatry ny taoka izay misy alikaola.
3-mitarika ady sy fifanjevona ao an-tokantrano ka mampijaly sy mampitaintaina ny manodidina sy ny mpiara-belona aminy.
4-Manimba ny fahasalamana ny fisotroana azy matetika ary misy fiantraikany ny ao anaty izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3306