Manana ny Didy FOLONY koa NY LALAO Echecs
1. mikavao
(
03/05/2007 15:31)
Miarahaba antsika rehetra mpitia sy mpandàla io Lalao io.:D:D
Midira ao amin'ny araka ny mahazatra dia tsidiho ny "rohy fampianarana takitika eseky" fa ho hitanao ao ny DIDY FOLON'NY ECHECS!!:roll::roll::roll:
Didy tsy mahafaty saingy mety hahatonga anao 'échec et mat'8-)8-)8-), raha tsy tandremanao tsara.
Mazotoa mianatra Katesizy daholo ary e!:lol::wink::lol:
Mika

novalian'i mikavao ny 03/05/2007 19:54
2. sitlo
(
03/05/2007 15:46)
Tadidiko indray izahay le mpanao eseky. Dia farany ny olona nikiana hoe ny an'ireto koa eseky eseky io foana.
Dia hoe: ka ny sipa tia kofibay sportifa. :-D

4. mikavao
(
03/05/2007 19:50)
Stretch:
katesizy am aôôôna ary ty dinika ty ?????
k'any amin'ny katesizy rise no fianarana Didy 10 a!:lol::lol:
Manana ny azy koa zany ny échecs:P:P:P
5. mikavao
(
03/05/2007 19:54)
sitlo:
Tadidiko indray izahay le mpanao eseky. Dia farany ny olona nikiana hoe ny an'ireto koa eseky eseky io foana.
Dia hoe: ka ny sipa tia kofibay sportifa. :-D
Tsy aleo ve milalao échecs toy izay...milalao sipa!!:-D:-D:-D:wink::wink::wink: