kapaoty!
1. xxx
(
03/05/2007 20:31)
Misy amintsika vehivavy ny manatsofoka kapaoty anatin'ny paosy ny vadiny, handeha mission tsy ho eo ankilany mandritra ny andro maromaro; sao hono...ka tsi hotondra arentina an-trano! ary koa hoe:"Ny lehilahy, lehilahy ihany". Mba ahoana ny fandraisanareo izany ry reto?
novalian'i ragabany ny 30/07/2007 10:40
2. sakaizakely
(
03/05/2007 20:58)
zay indray ary le resaka lhl lhl ihany !!
tsy efa tokony hivoatra ve le toetsaina ? mbo ampirimo balita hoa f'aza amporitsaka isaky ze mahita vhv rehetra izao. tsy excuse mits izany
de le vady indray no hamporisika andeha hanome kapoty ve ? :evil:kou raha tsy inn kou ?

3. sipagasy
(
03/05/2007 21:09)
ka ny vehivavy dia vehivavy ihany koa kannnn hihihi
ary laviko tanteraka ny teny hitako, euuhhh tsy tadidiko teo hoe .... ny lahy no alohan\'ny vavy sns.... ka raha tsy mbola miaina @ taonjato kalalao kleeeeh hihihi efa mba 2007 ihany ny taona misy antsika @ izao fotoana izao. Ary raha izaho no eo @ izany toeran\'ny vehivavy izany dia na any @ la douche aza dia asiako mpetrapetraka fona, euuhh tsy ho hitan\'ny ankizy koa annn hihi sao lasa ballon eo hhihihi, sady nga moa ny vadinao ka voavidinao ka hoe ho anao??? hihih tsy haiko aloha e! :{:-D:-D:-P

4. nikopol
(
03/05/2007 22:32)
pasy tolaka koa nge zany e ! amizay hita eo ze pasiny ! za mahita fa fomba filazana fitiavana izany !
hoe :fantako ianao fa mety hiodina, fa raha hiodina ianao dia farafaratsiny miverina tsy mitondra aretina...
fa anjaran'le bandy no mitondra ilay kapoty tsy mbola nisokatra niverina miaraka aminy raozy
na manda be mintsy hoe "ianao ve adala ?"
fa raha manao an'izay koa le sipa mety efa manana reserva kapoty any anaty poketrany koa an :-D:-D:-D

5. Fiffi
(
04/05/2007 14:06)
xxx:mampalahelo be le fisainana ny vadiny......heu...à moins que efa zatra ary fantany fa mpijangajanga le olona de zao le fisainana.....
handeha mission tsy ho eo ankilany mandritra ny andro maromaro; sao hono...ka tsi hotondra arentina an-trano! ary koa hoe:"Ny lehilahy, lehilahy ihany".
6. xxx
(
08/05/2007 17:26)
zah sy ny vadiko zao nisara toerana lavitra beuuu d efa 6 moi zay no tsy nihaona d noteneniko izy hoe refa tena tsy tanty d alefaso ao am salle de bain ,d naseko mitandrina izy d noteneniko hoe ao an trano ao misy preservatif fa sao marary any, tsy mamporisika zah fa fampitandremana no nanaovako izany.
7. bazylou
(
10/05/2007 23:29)
ki; izany ve no revinareo ry xxx??!! dinnnnnnnnnnn ity ty e!!!:-/:-/:-/
9. Jeankely
(
15/05/2007 04:34)
Taitra aho fa heveriko hoe"Clitoris" kay cialaurie=))=))=)) Azafady an
11. xxx
(
31/05/2007 14:12)
sipagasy:
ka ny vehivavy dia vehivavy ihany koa kannnn hihihi
ary laviko tanteraka ny teny hitako, euuhhh tsy tadidiko teo hoe .... ny lahy no alohan'ny vavy sns.... ka raha tsy mbola miaina @ taonjato kalalao kleeeeh hihihi efa mba 2007 ihany ny taona misy antsika @ izao fotoana izao. Ary raha izaho no eo @ izany toeran'ny vehivavy izany dia na any @ la douche aza dia asiako mpetrapetraka fona, euuhh tsy ho hitan'ny ankizy koa annn hihi sao lasa ballon eo hhihihi, sady nga moa ny vadinao ka voavidinao ka hoe ho anao??? hihih tsy haiko aloha e! :{:-D:-D:-P
"Ny lahy no lohan'ny vavy" ?
Ny mety izany hoy ianao dia lohany daholo sa tsy misy lohany ?
Raha lohany daholo dia mandeha mankaiza ilay tokatrano ?
Raha tsy misy lohany moa dia ... tsy mandeha fotsiny
Lalànan'ny natiora ny hoe misy lohany
12. sipagasy
(
31/05/2007 15:53)
ho an'i xxx eo ambony io, amiko ho an'ireo manana tokantrano, dia tsy tokony hisy ny mpitarika sy ny taritina, ka angaha izy ity orinasa ka hoe mila sefo??? hihihih ny tokantrano tsy tahakan'ny orinasa ka natao hanaraka ny lahy ny vehivavy e!!!, miaraka mitarika ireo amiko, noho izany TSY mitombina ilay hoe 'ny lahy no lohan'ny vavy":-P
13. Jeankely
(
01/06/2007 06:09)
Orin'asa ny tokatrano ka. Saingy "Co-gestion" ary tena orin'asa mamokatra sy miodina foana ny machine. Maty koa ny orin'asa raha tsy miodina saingy na "Co-gestion" aza misy fotoana tsy afaka miara-miteny fa tsy maintsy ny iray no omena fitenenana ka na aiza na aiza dia manana ny anjarany ny LEHILAHY. Toa tsy kapaoty intsony izy izany e.
15. xxx
(
07/07/2007 13:48)
Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 03-05-2007 23:09:47
Lohateny : Re : kapaoty!
ka ny vehivavy dia vehivavy ihany koa kannnn hihihi
ary laviko tanteraka ny teny hitako, euuhhh tsy tadidiko teo hoe .... ny lahy no alohan'ny vavy sns.... ka raha tsy mbola miaina @ taonjato kalalao kleeeeh hihihi efa mba 2007 ihany ny taona misy antsika @ izao fotoana izao. Ary raha izaho no eo @ izany toeran'ny vehivavy izany dia na any @ la douche aza dia asiako mpetrapetraka fona, euuhh tsy ho hitan'ny ankizy koa annn hihi sao lasa ballon eo hhihihi, sady nga moa ny vadinao ka voavidinao ka hoe ho anao??? hihih tsy haiko aloha e!
Tsy mazava izay tianao lazaina.
16. ragabany
(
30/07/2007 10:40)
Ny lela oa ra fonosina selefan tsy maare tsiro kanina zany fa ny soso kevitra atolotro de aleo fotsn mijery tsra an le menu zay vo mihinana sady efa ts firaisana ara nofo tson zan fa efa mis mpanelanelana e,ts mlay!!!!!