EUGENE RAZAFIARISON tsy ambarambarako anao

1. milouda ( 04/05/2007 08:45)
8O8O8-)Bold text
novalian'i miantra ny 10/05/2007 13:40
2. Fiffi ( 04/05/2007 11:00)
heu....inona no tianao lazaina am io ? tononkira ve ?
raha tononkira de sao de ity ?

Ny zava-mahory ny saiko
tsy ambarambarako anao
fa tsy efa ...voaraiko
Ilay fitiavana iray vaovao.....
3. daomania ( 05/05/2007 08:52)
Satria hoy ny fanantenako (2)
raha tsy efa any ampasa-mangina

'lay endriko maloka teo
tsy ambarambarako anao

(samy mandefa tapatapany eo e !)
4. xxx ( 06/05/2007 08:34)
'lay endriko maloka teny
tsy ambarambarako anao


raha tsy efa vovoka, eny
izao vatako tazana izao

Ny zava-mahory ny saiko
tsy ambarambarako anao
fa tsy efa ...voaraiko
Ilay fiainana iray vaovao.....


Atambatambaro ho lamba sy akanjo ;-)
5. miantra ( 10/05/2007 13:40)
Satria hoy ny fanantenako (2)
Rehefa any ampasa-mangina
No tiako hilazalazako
zay miafina rehetra ato am-poko

Lay endriko maloka teny
tsy ambarambarako anao
Raha tsy efa vovoka eny,
zao vatako tazana izao

ny zava-mahory ny saiko
Tsy ambarambarako anao
raha tsy efa voaraiko
Ilay fiainana iray vaovao
........
Tsy haiko raha feno io na tsia fa io aloha e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415