Spiderman 3

1. hery ( 04/05/2007 08:23)
Mba nahagaga indray tamin'ity indray mitoraka ity fa nivoaka talohan'ny tany USA ny Spiderman 3 tamin'ny toerana maro (anisan'izany Italie sy France)...
Feno hipoka foana ny salle :-(
Tamin'ny 1er mai fotsiny dia efa naherin'ny 4 millions d'euro no azony teto Italie fotsiny.

Tsara ihany aloha fa jereo e... sady lava be :-)
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 14:00
2. salmo1 ( 04/05/2007 10:38)
Nivoaka androany 04-05-07, teto VNG Barcelona ihany koa ny Spiderman III.
;-)

3. ikaretsaka ( 04/05/2007 14:49)
nataony nandeha avy any antsinanana niakandrefana mihitsy ilay izy ka.:wink:
Ny Tany atsinanana (japon singapore taiwan, sns..) efa 2 andro talohanareo
4. Fiffi ( 19/05/2007 14:00)
heu.....tsy ratsy kosa aloha an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2844