manja be ato an!!

3. tisera
(
03/05/2007 17:21)
:-D:-D tsara ho fantatra kosa aloha é! misy handramana raha sendra mandeha any dago...

4. Jeankely
(
12/05/2007 04:34)
Efa hita fa mitomany foana io vao mahare ilay hoe " TIANAY MADAGASIKARA E". Aty ve no misy an'ialahy ry Bazylou o?