camescope
1. kiadi
(
29/04/2007 23:16)
iza no ba manana hevitra fa zah nanana le camsecope analogique reny de tiko avadika dvd na cd ny film @ cassette nalaiko fa tsy aiko manao azy!! misy logiciel special afaka mamadika an'ireny ve ? de ahona ny fomba hi-transferer-na azy ? misotra mialoha
novalian'i Rakoul ny 04/06/2007 05:52
2. sitlo
(
30/04/2007 00:50)
Tamin'izahay mpilalao an'ireny video video ireny dia tonga dia ilay logique no nampiasaina. Firewire (E1394 no fiteny azy matetika) no nampiasainay.
Dia ny ankizy sasany tsy nanana logique fa analogique ny azy dia carte d'aquisition no nampiasainy. Tsy hitako maso ilay izy fa resahany fotsiny. Fa tsy dia lafo intsony angamba amin'izao ny carte d'aquisition.
Dia ny logiciel indray mety daholo. Rehefa tafiditra ao amin'ny disque dure ny video dia miraharaha intsony ny ordi hoe avy amin'ny handycam ve io sa avy amin'ny tsy haiko tsy haiko.
Ireto ny fampiasako raha mety hanampy:
1- adobe premiere (efa begeja vao mahay, mila mahay photoshop ohatra ny mihinam-bary, io no tsar indrindra raha mahay)
2- Ulead MediaStudio (raha eo ho eo ny fahalala)
3- Pinacle (raha dasoga dia io ampiasaina)

4. kiadi
(
30/04/2007 07:45)
ka zany oe brancher-ko sur pc fotsiny le cam zany ry stilo @ halalany clé usb de zay?? de ahona no tonga de hidirany disque dur amizany?
5. sitlo
(
30/04/2007 09:04)
an an an, carte d'aquisition dia carte PCI hafa mihitsy. Mety miaraka amin'ny carte graphique izy indraindray fa matetika tsia. Indrindra moa fa raha analogique ohatra izany. Ity angamba jerena aloha.
6. kelly13
(
30/04/2007 10:33)
tsara fantatra na d tsisy azokoa za ny terminologie resahanareo :°)8)
7. sitlo
(
30/04/2007 10:40)
Arakao foana izany rehefa manana namana mahay ianao. Raha desktop ny anao ny ordi dia sokafy, dia ilay lavalava fotsifotsy amin'ny carte mere ireny no atao hoe PCI. Dia atsatoka amin'ireny fotsiny ny carte PCI isan-karazany. Dia vitaaaa. 8):°)
9. sitlo
(
30/04/2007 10:44)
:-D, k'efa hoe aza mora kivy izany fa tsotra kely io, tsy mila mahay electronika mihitsy na kely aza fa mampiady loko fotsiny. :°)
10. kelly13
(
30/04/2007 10:47)
ny tena marina tsy t hivaky la tety za 8) nefa za kou mila mamadika film @ k7 sur dvd ms bon :°) d aleoko mividy mini dv bdb d jerena miaraka @ camescope d refa sola ny tete ny lectera d arinaaaaaaaa :°):°)
11. sitlo
(
30/04/2007 10:57)
:-D efa koboko mihitsy. Bedebe mihitsy no manao an'izany. Tonga dia ny kamescope no atsatoka amin'ny tele. :-D
Ny ahy indray ilay milalao sary mihitsy no mahafinaritra ahy dia izay no ampidirako azy amin'ny ordi. 8):°)
Ny ahy indray ilay milalao sary mihitsy no mahafinaritra ahy dia izay no ampidirako azy amin'ny ordi. 8):°)
13. sitlo
(
30/04/2007 11:08)
calcul :-D, mihomehy irery aho rehefa mijery ny kahier-ako ato an-trano.:°)
14. kelly13
(
30/04/2007 11:11)
feno sary sa feno calculs? o^o sa feno oe kelly13(l) o^oo^oo^oo^o hahahahahaha
20. jefra
(
30/04/2007 16:35)
kiadi> Tsy maintsy mila convertisseur Analogique/Digital ianao vao hikopy ny PC.
Ny azo atao:
1-Raha misy carte graphique misy entree video analogik (prise jaune, tandremo entree/in an!), na afaka mividy carte graphique misy an'io (+/- 200e). Ka raha misy an'io dia io no i brancher-na ny sorite video n'ny appareil nao.
2-Raha manana namana manana camera numerique, misy entree video analagique, dia io camera io no i brancher-na ny anao, sady mifandray am PC (sortie DV = fw matetika).
3-Mividy carte d'acquisition atao am PC.Tonga d misy logiciel miaraka aminy.
Ny mora vidy dia carte PCI, saingy mila manokatra PC ianao mametaka azy (20-30euros).
Misy ny mora ampiasaina kokoa satria ivelan'ny PC (externe) dia ilay cable USB na fw no sady mampitohy am PC no alimentation, azo entina mandehandeha na afindra amina PC hafa, fa lafo kokoa (60-70euros).