Mpamosavy sy Mpamaky fanasana izany no miresaka Hahaha?

1. Jeankely ( 30/04/2007 02:47)
Aleo asiana resaka fihomehezana kely. Ny mpihiragasy moa nihira ny "mpamosavy sy makorely" fa izao izany vao hita fa resaky ny "Mpamosavy sy Mpamaky fasana" izy ity. Samy ratsy ireo ry tanora na samy mitady hevitra hanamarinantena aza. Koa ampitomboy tsara ny fanadihadianareo fa ianareo ihany no hijinja izay miseho eo raha hiady sy hifamono amin'ny ataon'ireo "Mpamosavy sy Mpamaky fanasana" ireo. Jereo ny ho avinareo fa raha doranareo daholo ny "University". "It is not possible for everyone to go and continue study abroad". Tsy ny rehetra no manana fahafahana hianatra any andafy sahala ireo mandrisika mamosavy sain'ny tanora ireo. Mitandrema fatratra ary aza majora mitsilany ry tanora.
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 11:25
2. Fiffi ( 30/04/2007 06:21)
tsy azoko le tiana lazaina....
3. Jeankely ( 30/04/2007 06:30)
Raha tsy azona dia hazavaiko. Tsy ilaina ny miaro mpitondra raha tsy alehany tokoa izy. Tsy mety koa ny manaraka ny mpandrisika ny hiadivana sy hifamonoana satria ny havanao no ho faty ao fa tsy ny an'ny mpandrisika. Izay vita raha simbaina sy potehina dia ny mpianatra manaraka ihany no hizaka ny tsy misy eo. University izany tokony hisy "Computer" isaky ny efitrano ary ny ankizy iray manana iray koa raha ny kely eo aza potehina sy dorana dia hanenina tokoa. Izay no tian'ny mpanoratra lazaina ary manaja anao aho "fiffi".
4. xxx ( 30/04/2007 10:51)
Zaho'zao mihevitra hoe resaky nY mpamosavy sy mpamaky fasana no tianao hambara ,kay HI........
tsy azoko ny tiana hambara .Ahitsio ny resakao Jean kely an!
5. Jeankely ( 30/04/2007 11:04)
Resaka haiteny io ry nama a. I Bazylou no Mpamosavy. Hahahaha
6. bazylou ( 30/04/2007 11:17)
ka efa voasaviko angaha ianareo ry jeankely???:-D:-P
7. Jeankely ( 30/04/2007 11:25)
Ny fiarovana no ataonay amin'ny tanora ho avin'ny firenena Malagasy sy Madagasikaranay fa hita-poko ny Famosaviana sain'ny tanora alefanao ry Bazylou Mpamosavy aaaaaa Hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2195