baskety

1. sitlo ( 30/04/2007 00:57)
Ny eto amin'ny serasera ve misy tia manaraka baskety?
novalian'i sitlo ny 17/06/2013 08:41
2. Papoose ( 30/04/2007 01:41)
zah aloha tia de tena tia eee!fa manjary lasa misy manaraka koa za rehefa manaraka beskety.:lol:
3. sitlo ( 30/04/2007 02:23)
:lol:

ary ilay nash kay mahay be an, ilay kobe briant ohatra ny be detanty be fotsiny fa nataon'ilay suns fay mihitsy.
Iza no alainareo radem: spurs(misy an'i parker) sa nuggets(misy an'i iverson)?
4. karinah ( 30/04/2007 08:15)
Iverson ( n'ny sixers v?:°) ) izy de bola izy hatsany:°), raha resaka baskety :°) :oops:
5. sitlo ( 30/04/2007 09:11)
ye, fa tsy sixers intsony izy tamin'ity. hihihi, sady lasa ohatra ny tsy dia mahavoa izany.
6. karinah ( 30/04/2007 09:27)
dainnn :cry: ; ..mci tam info! 8)
7. mits ( 30/04/2007 13:30)
za less tena tia basket a! ny euroligue no tena tiko! fans ny maccabi tel aviv fa saingy indrisy fa tsy tafakatra final 4 zareo!
i CSKA no nandresy azy champion t@ heritaona!
za manahy anefa lasany panathenaicos @ ty fa any GR no atao ny final 4!
ny NBA kou tena tiko rehefa alakamisy reny tena @ 3 maraina aty ny NBA fa tsy misy miala eo e!,tsy midodo fa to de miasa ny maraina!hihih
nampalaelo i MIAMI omaly !! sniff sniff!
le nash kely tena enjana kou!! miady ny MVP izy sy kobi B.
ho hita eo ny tohiny less a!
i anthonie parker kou tiko be ao @ raptors lery!
tao @ maccabi tel aviv lery dia lasa any!!
mahafinaritra rehefa mirevy basket ka!
maztoa e
8. Rasiligaoma ( 30/04/2007 13:41)
karinah:

Iverson ( n'ny sixers v?:°) ) izy de bola izy hatsany:°), raha resaka baskety :°) :oops:



tsy sixers intsony i iverson fa efa denver o
9. Rasiligaoma ( 30/04/2007 13:42)
tsy nihomehy loza miami za le
10. Rasiligaoma ( 30/04/2007 13:44)
sitlo:

:lol:

ary ilay nash kay mahay be an, ilay kobe briant ohatra ny be detanty be fotsiny fa nataon'ilay suns fay mihitsy.
Iza no alainareo radem: spurs(misy an'i parker) sa nuggets(misy an'i iverson)?

i nash efa ela no nahay ka.. izy mbola tany @ college!
fa ho vita koa ilay lakers ireo ka..

11. karinah ( 30/04/2007 13:50)
Rasiligaoma:

karinah:

Iverson ( n'ny sixers v?:°) ) izy de bola izy hatsany:°), raha resaka baskety :°) :oops:



tsy sixers intsony i iverson fa efa denver o
izaho angaha nanontany an,i rasiligoma :-D:°)
efa talohaloha koa anie za no panaraka e! 8)

12. karinah ( 30/04/2007 13:54)
Lakers kola fona :°) (talou ):-D
13. karinah ( 30/04/2007 14:16)
Rasiligaoma:

tsy nihomehy loza miami za le
:x efa we efa elaela izany!8):-D8)


14. sitlo ( 17/06/2013 08:41)
Dia ahoana ary aloha, Spurs sa Miami ny 2013?

za lasa mino hoe lasa resaka laingalainga ohatra ny catch wwe ilay nba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1548