virus_chiChie

1. belo23 ( 30/04/2007 11:24)
ohatra n'ny voan'ity virus ity daholo ny machine eto @tanana ka asa inona re no mety ho anti virus mahafaka an'io tanteraka fa ny ahy aloha dia :

1- nodemare-koko en mode sans echec ny machine
2- ao @ executer manoratra ms config/ clic sur l'onglet demarrage/ decocheo ny chiChie.exe, avy eo
3- no-suprimeko tao amin'ny base de registre ny ilay hoe chiChie.exe
tsy tadidiko ny lalana fa manaova edition/recherche/ dia soraty eo ny chiChie dia suprumeo ka tsy haiko na mety ve izay sa ahoana

dia mba hilazao izaho ry teknisiana raha mety io na tsia,
efa nampiasa nod 32, mac affee entreprise 7, avast fa tsy mety hitany eeeeee

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3375