niova le olontiko
1. xxx
(
27/04/2007 11:59)
izà de vao haingana no niaraka am tovolahy 1, vao niaraka anefa izahay dia novainy tanteraka ny fomba fiainany, ny namany rehetra mitaraina ary mi accusé ahy mitsy aza, fa izy lasa tsy miaraka firy am namany itsony.
matahotra aho sao dia fiovana forcé le izy ka ho leo izy any aorina, marihiko fa zà tsy nanery azy
-sao dia efa misy olona nanana expérience tam io tranga io ?

novalian'i xxx ny 07/06/2007 11:09
2. diamondra27
(
27/04/2007 12:17)
xxx: za tezitra be mitsy zao fa lasa tsy miresaka amiko tsony izy:(:(
4. jobily
(
27/04/2007 12:58)
ooo aza be tebiteby otranizany akiaa mato ianao nanaiky azy tia azy ary mato koa izy lany fotoana aminao sy manovany toetrany nohony fananany sy fitiavany anao izany ka nohonizany dia ataovy ny hitomboany fitiavany anao isanandro de ho hitanao fa manana olona tsara ianao ary mato izy niova toetra dia misy zavatra tsikaritrany ao fa diniho tsara alooo.....fa enao no eo anilany kooo
5. diamondra27
(
27/04/2007 13:34)
tena feno fitiavana anao tanteraka izy
za efa nanana expérience ary je suis la méchante et sorcière dans l'histoire hoy ny namany , grrrrr
fa zao fotsiny ny teniko mahaiza mandanjalanja ny zavatra tiany mba tsy hi-manqué azy any aoriana
marina fa fitiavany anao ilay izy nefa kosa mahatsiaro abandonné ihany izy refa ela ny ela
Samy manana ny histoire d'amour-ny doly fa zay no mba avy aty amiko.
Za anefa tsy mandrara azy tsy hifanerasera @ namany fa izy no nanapa-kevitra irery satria hono efa vita izay ny lalao isankarazany fa tokony hiatrika ny fiainam-pianakaviana @zay izy.
Diniho tsara zay tena tanjony @ fanambadianareo fa raha diso analyse ianao de zay no nataony
Aza mionona fa lasanao izy fa il a besoin d'avoir des relations avec les autres , de tarito mihintsy.

6. Fiffi
(
27/04/2007 15:50)
xxx:hummm.....sambatra enao ry xxx fa niova be tahak'zao ny sipanao....inona indray no zavatra tadiavina ankohatran'io ? midika zany fa ao raha......anjaranao no mandinika tsara zany fihovany zany ....ary mametraha fanontaniana hoe fa nahoana ? moa ve tsy ny tena fitiavany anao no nahatonga azy hanao an'zany ????
izà de vao haingana no niaraka am tovolahy 1, vao niaraka anefa izahay dia novainy tanteraka ny fomba fiainany, ny namany rehetra mitaraina ary mi accusé ahy mitsy aza, fa izy lasa tsy miaraka firy am namany itsony.
Te hampisehoanao izy hoe jusqu'où sa sériosité ho anao...
7. karinah
(
27/04/2007 16:08)
xxx:raha tsy forcé v de ho leo izy ry xxx? tsy de azoko lotra io:-w:P
izà de vao haingana no niaraka am tovolahy 1, vao niaraka anefa izahay dia novainy tanteraka ny fomba fiainany, ny namany rehetra mitaraina ary mi accusé ahy mitsy aza, fa izy lasa tsy miaraka firy am namany itsony.
matahotra aho sao dia fiovana forcé le izy ka ho leo izy any aorina, marihiko fa zà tsy nanery azy
-sao dia efa misy olona nanana expérience tam io tranga io ?
...ilaina fona anefa ny fananany namana, fa ny fahaizana mandanjalanja anazy ftsn ny angah;.. ny fitiava-namana sy ny fitiavan'ol2 de tsy mitovy, donky tokony tsy hisalasala enao mitarika anazy hanana namana; ilain'ny fivelaran-tsaina koa ny fifaneraserana @ namana, rah tinao izy de tsinjovy koa zay mahasoa anazy! courage:lol::wink:
8. dongadonga
(
27/04/2007 22:36)
ka tsy izany ve no ilaina eeh,zara aza izy tsy manana namana intsony kou,fa natakalony anao:-D ,be namana izany koa angeh ka ratsy eeh:lol:
10. diamondra27
(
28/04/2007 10:25)
dongadonga:
ka tsy izany ve no ilaina eeh,zara aza izy tsy manana namana intsony kou,fa natakalony anao:-D ,be namana izany koa angeh ka ratsy eeh:lol:
tsy mety zany , tsy raisonnable fa ny fo no nitondra an'io
ny olona anefa de Mila namana ihany ankoatran'ny vady.Tsy mitovy ny resaka ifanaovana aminy. Ny vady iresahana resaka intime sy secret fa ny namana resaka secret hafa sy iarahana mba manala azy kely ohatra we mba miara-mifaly fa tsara zao ny andro fa tsy de nareo 2 foana. Manjary tsy maharitra io fa misy limite-ny ; tsy hoe akory amporisihina izy fa de afaka miaraka ihany nareo fa en plus ampiana namana... De @zay izy mahatsiaro équilibré tsara.
Vao maika enao tiany be satria sady mahazo anao izy no afaka minamana @ namany.
11. sakaizakely
(
28/04/2007 12:53)
ka raha tsapany fa tsisy intérêt ireo namana ireo matoa izy miala amin'izy ireo ve, inn no maharatsy an'izany ? Mety efa ela izany no tsapany fa tsy nanana hery hiala izy...
Ohatra hoe namana mpitondra am tsy mety, fisotrosotroana, fifohana sns...

13. sitlo
(
28/04/2007 14:26)
Mety efa te hiova hatry ny ela izy fa niandry fotoana fotsiny.
Anontanio an'azy amin'ny fomba mihaja eh.

15. salmo1
(
28/04/2007 16:30)
Ny bandy anie mikarama
Ka aleo mba hi-défouler
Hidola amin'ireo jôbakely
Ka ny vady dia réservée
http://www.youtube.com/watch?v=_XMcopD8Uu4&mode=related&search=
;-)

16. diamondra27
(
28/04/2007 23:14)
tsy maintsy manana nostalgie kely ihany izy indray andro any ka raha tafaverina @iny de mety atahorana, de aleoko ny ahy misoroka dieny mialoha
tsy ary mitovy moa raolombelona fa de samia manao ze mahamety azy e!:wink:

17. dongadonga
(
29/04/2007 11:11)
marina daholo ny lazainareo ,fa ataovy maro ary ny namana fany 1 ihany no atokiso:{
18. Fiffi
(
29/04/2007 21:28)
dongadonga:et encore.....:{:{:{
marina daholo ny lazainareo ,fa ataovy maro ary ny namana fany 1 ihany no atokiso:{
20. karinah
(
30/04/2007 09:46)
dongadonga:ye, fa lay vady no azo atokisana:oops:, fa ny namana namana ftsn :oops: