niova le olontiko

21. karinah ( 30/04/2007 09:49)
salmo1:

Ny bandy anie mikarama
Ka aleo mba hi-défouler
Hidola amin'ireo jôbakely
Ka ny vady dia réservée


http://www.youtube.com/watch?v=_XMcopD8Uu4&mode=related&search=
;-)
hummmmm :wink:, efa hoy izy oe:

mifona,mifona cheri
milela, milela-palady;-)



22. ANARIM ( 30/04/2007 10:15)
xxx:

izà de vao haingana no niaraka am tovolahy 1, vao niaraka anefa izahay dia novainy tanteraka ny fomba fiainany, ny namany rehetra mitaraina ary mi accusé ahy mitsy aza, fa izy lasa tsy miaraka firy am namany itsony.
matahotra aho sao dia fiovana forcé le izy ka ho leo izy any aorina, marihiko fa zà tsy nanery azy
-sao dia efa misy olona nanana expérience tam io tranga io ?



vao haingana ianareo no niaraka (mifankatia sa miaraka...???) na mifankatia anefa na miaraka... fotsiny ihany dia tsy misy afa tsy ny fifampiresahana matotra tsara @ ara-dalàna hoy ny fiteny izay no itako fa ahazoanao valiny ahafahanao mandroso. Apetraho aminy ny fanontaniana manitikitika anao, resaho aminy ny fahatsapanao ny tranga miseho sns sns...
mahereza dia mirary soa.
23. Tenio ( 01/05/2007 09:42)
xxx> nefa zahay sy leiry sy pimaso vao niaraka nisotso tôka teo!!:D
24. dongadonga ( 01/05/2007 22:55)
taiza laisany no nisotso toaka no tsy hitako:lol::@
25. Fiffi ( 02/05/2007 05:36)
karinah:
ye, fa lay vady no azo atokisana:oops:, fa ny namana namana ftsn :oops:
mazava ho azy.......


26. dongadonga ( 05/05/2007 23:25)
ka izay angeh no tiako ho lazaina eeh ,le 1 ao antrano no hajaina fa ny sisa atao fanalana azy fotsiny:@:@:@:@
27. xxx ( 07/06/2007 11:09)
misaotra anareo mamaly alony fa tena nilaiko le hevitra maro na de misy aza ny mananihany.
fa iza mataohotra oe hiova lery any aorina, na izaho aza mahatsikaritra fa ilaina ny namana nefa ny azy nadabony daolo, te hiezaka ny mba hananany relation am namany aho fa mataohotra iany koa oe sao de misy zavatra tsy tiany ho fantako any ambadika?? tsy aiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0881