namana hihaona
4. xxx
(
27/04/2007 18:46)
Salut Salmo1 !
Raha ny hevitro dia ireto no atolotro:
Raha olon-tiana (vehivavy)tiana ho namana maharitra no hihaonana dia ilay raozy.
Raha namana be kosa dia ilay bonbon(mpianadahy eo izany).
Raha olona heverina fa manan-kaja na olon-dehibe manana andraikitra sahanina dia ilay notebook.
Raha namana mpiara-milalao kosa dia tsara ho azy ilay T-shirt. Eritreritra aloha ny ahy fa eo ny namana hilaza azy.

5. xxx
(
27/04/2007 19:24)
zany avy ve d tsy hay?hita mintsy hoe kondra kondrana? voa mafy ilay olona ho vangiana fa sendran zay kondrana.rah lelah ve no ho vangian lah d homen lah rose izy? sa kosa PD ???:-D
6. xxx
(
27/04/2007 19:33)
dé inn koh ty hanome akanjo fanaovam-baolina na dia inn aza! ka raha tsy tia baolina izy dia ahoana izany?
9. niryna
(
28/04/2007 01:12)
xxx:
zany avy ve d tsy hay?hita mintsy hoe kondra kondrana? voa mafy ilay olona ho vangiana fa sendran zay kondrana.rah lelah ve no ho vangian lah d homen lah rose izy? sa kosa PD ???:-D
Ity xxx ity tsy mba manana fo faly mihitsy a.Mampalahelo sady miafina lava ny toetrany.:roll:
11. rush
(
28/04/2007 18:48)
niryna:d aninona raniryna?andeha hikredy ko?
Ity xxx ity tsy mba manana fo faly mihitsy a.Mampalahelo sady miafina lava ny toetrany.:roll:
14. mbaliana
(
30/04/2007 09:51)
ary i rush toa tezitra e... samy libre amin'izay tiany ho teneniny daholo ny olona e na hikredy na tsia...
Araky ny eritreritry ry xxx raha atao hoe kondrana ary i salmo... fidiny azy angaha.. io no tonga amin'ny fitenenana hoe
izay miady amin'ny adala no tena adala...

15. Angie
(
30/04/2007 19:09)
Mila asiana limite-ny ny fampiasana io xxx io an ianao manao salô io zao tsy mety. @ io dia azo avoaka ny ps nao @ zay ianao mahalala fa tsy mety lay izy.
Asio fifanajana ihany na tsy mitovy hevitra @ nao aza ny hafa.
Marihina fa hain'ny mpikarakara eto ny xxx rehetra.

16. Mimifali
(
02/05/2007 11:42)
xxx> aza miafina fa asehoy n pseudo, ts mety kosa lé mi traîter namana hoe salô fa rehefa hitanao débile lé resaka eto dé aza valina fotsny!