Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Mimifali, milahatra araka ny daty
Mimifali
(
09/07/2007 14:55)
AmbondronA ao @ Hilton
Zay ndray ry zareo vô misy cabaret an'ny AmbondronA ao @ Hilton @ 20 juillet ka mba ilazao za ho anareo zay andeha dé mba miaraka e! zay fa miandry anareo zany za an!:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 08/08/2007 08:16
Mimifali
(
27/04/2007 11:48)
Poopy ao Antsahamanitra
Ao Antsahamanitra ndray Poopy @ dimanche 06 mai ka andé ve nareo? Sipa voadona hono no mankafy azy oz lé namako iray zay, za zan sipa voadona fa mba ts za irery kosa ngamba e? :D:D:D:D:D:D ...
tohiny
novalian'i Mimifali ny 15/05/2007 10:56
Mimifali
(
27/12/2006 10:01)
Ndao ho any @ Ambondrona!
Za reto tena fan be an'i Ambondrona nefa tsisy namana amin'ny 31 any Itaosy ka mba phoner o avy hatrany mba hiaraka isika an! merci an!aza atao ela loatra fa mbola hanao réservation! 032 40 014 91...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 05/01/2007 13:23
