mila valiny maimaika azafady tompoko

1. ari.malala ( 27/04/2007 12:56)
Ny olana dia izao, angaha ny fankanesana any @ dokotera mila recuperation? izaoilay tantara, isaky ny hoany @ dokotera aho dia ilàn'ilay assistante de direction vaniny foana hoe recupereo @ heure d'allaitement anao io retard nao io, tsy in-1 le izy fa miverimberina foana... d androany ndray zao, tany @ dokoera ah tam maraina, de ts nahatratra azy fa mirava @ 12 izy, de ny tenin'ny teo @ acceuil hoe tongava maraina raha te hanatratra azy,de niera aho hoe ho tara @ latsinainy maraina de ny valiny azoko de hoe manin ts am 11 mankany, d nanazava aho hoe efa tany anie za tam maraian e! fa ts tratrako izy fa mila tonga maraina raha t hanatratra azy; de hoe ok miditra am 9 fa mila mirava am 12hono za, de zay no anontaniako hoe nga tsy droit le mankany am dokotera, de nga tsy tokony hi jouir ny droit d'heure d'allaitement ko za? Efa nisaisir ny delegué anay alo za e! fa eto am-piandrasana izay vahaolana atolotrareo dia misaotra mialoha e!
2. kelly13 ( 27/04/2007 13:23)
tsy pont nga lundi?

ny heure d'allaitement tsy azo kitikitihana na inona antony na inona, je veux dire tsy azony atao ny miteny anjy oe refa manome sakafo ny zanakindry indry no mande mijery dokotera! avela ho faty nôna eo zany zàzà aminy? asa ra azondry ny tiko tenenina! ary droit ndry ny makany @ dokotera @ heure ze tindry (enfin t@ za niasa tany klou d zay ny principe nitondrako ny mpiasa e, tsy ferako izy satria izy aza mba marary), bon retablissement ankia a kisss njy
3. ari.malala ( 27/04/2007 13:29)
Merci aky Kelly13 a! nanin aza ts ndry ny chef ko! :(
4. kelly13 ( 27/04/2007 13:34)
ari.malala>an an an ka, za tsy sefo t@ zany fa mba assistante ny sefo e, fa za assistante mba comprehensive hihii
5. ari.malala ( 27/04/2007 14:24)
kelly, sambatra aky ze niara niasa tamindry! marina e! ary aiza aza aky ny hafa sa mbola variana! efa ni saisir delegué za, efa nitaraina tam tena chef za d le chef niteny hoe ndana alo vonjeo ny dokotera am latsinainy am 8 d hita eo ny @ 11 ka ts haiko...
6. kelly13 ( 27/04/2007 14:34)
ny hafa ankia mbola mifamaly afatra ngamba a, hihihi
d zay kou, jereo ny dokotera @ 8 zany! tadidio ankia fa ny assistante sy ny sekretera d nataoa hanakana fôna a! lolll teo niala mantsy za , mdrr! ny sefo ty efa milaza oe ndana d aza mihambahamba tsony
7. ari.malala ( 27/04/2007 15:26)
kelly, ie, hande mintsy ky za! :)
8. mamzelkely ( 27/04/2007 15:29)
avy aty aminay fa t sataoko anzany akia ari aaa:-D:-D
9. Fiffi ( 27/04/2007 15:38)
de tsy aiko aloha ny momban'ny comité d'entreprise any dago an !
10. xxx ( 27/04/2007 16:07)
manaona
droit-nao mihitsy ny mankany @Dr fa raha ny araky ny lalana aloha dia ny ora tsy niasanao(na nahatara anao) dia tokony ho-recupérer-nao fa kosa tsy voatery @ ora allaitement-nao, tsy azony terena hi-recupérer @io ora allaitement io ianao, fa @ ora hafa izay hifanarahanareo, na manohy miasa ianao ny androtr'iny mameno ny ora tsy niasanao. dia mangatsiatsiahy e!
11. ari.malala ( 30/04/2007 15:20)
xxx>> Fa nahoana moa no tsy maintsy recupérer na ilay ora tsy niasana? nga tsy droit ilay mankany @ dokotera e! sady amzay anei dokoteran'ny fiasana no nandehanak ofa ts dokoterako manokana e! tsy azoko mintsy!!!
12. fijo ( 02/05/2007 20:56)
marina io voalzan'i xx io,fa na io recuperena na avela any.fa tsy ny fanomezana sakafo ny zaza kosa no ahena.eo no tsy mety.hafatsy ny visite medikaly;io tsy recuperena fa alohan'ny mpampiasa vola aza.le fotoana handehanandry any amin'ny radoko kosa aloha tsy alohany e;izay zoany.
13. ikaretsaka ( 03/05/2007 03:30)
ary raha entina any ampiasana ny zaza na ampanaterina any dia any no ampinonoana
14. fijo ( 05/05/2007 05:23)
aiza kosa no entina any kle.isy hiasana ve izany?
15. sakaizakely ( 05/05/2007 20:25)
fa maninn no miera any ampiasana fa tsy maka andro na tapak'andro de atao kaotin'ny congé payé ? Point barre, satria toy ny mangataka aminy ange ianao de izany no anaovany toetra tsy zaka toy izany e !

raha ohatra moa ka mbola tsy nahazo droit congé de mangataka congé anticipé ! de izay no vita kou

fa tsy hoe fankanesana any am dokotera akory dia zo-nao, fa fanomezana ora iray na roa avy amin'ny mpampiasa, misy manko tsy sarotiny

rehefa sendra ny sarotiny dia ampiasao ny lalana araky ny lazaiko etsy ambony io.

:-*
16. ari.malala ( 08/05/2007 15:19)
zay mints no efa ataoko amzao k! io hoe maka permission d mankany am dokotera d amzay tsisy ny problema, fa ndraindray ko za mande miasa klo d any ampiasana no miteny hoe hoany am dokotera fa ts metimety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3994