sitlo
1. xxx
(
26/04/2007 22:34)
Ary i sitlo mba miteniteny olona io moa ve mba manao resaka matotra:?:
novalian'i sitlo ny 07/05/2007 08:32
7. Vahinala
(
27/04/2007 08:00)
Hanomboka ndray le mifandrangitra an, ka ra te hiteny any sitlo marina mo nahoana no miafina manao xxx fa tsy miseho ? Aza mifanao anzany ry reto fa manjary makamo be nge e !
8. Rasiligaoma
(
27/04/2007 08:07)
ka i xxx rehefa manao dia sady misitrika ao anaty zipondreniny fa tsy sahy mijoro @ maha lehilahy azy!
9. kelly13
(
27/04/2007 08:42)
vahinala>fita ankia ry kala kou! sady kobokoboko oe iza io nametraka sujet io
10. rush
(
27/04/2007 08:59)
Rasiligaoma:kobo indray rasalmo lé!izy hiany io!
ka i xxx rehefa manao dia sady misitrika ao anaty zipondreniny fa tsy sahy mijoro @ maha lehilahy azy!
13. salmo1
(
27/04/2007 13:29)
rush:Halanao mihintsy zah ity ps salmo1 ity ah:lol: Tsy avelanao @ fiadanana mihintsy:!:
kobo indray rasalmo lé!izy hiany io!
Rahoviana aza i rush no tsy hiresadresaka ps salmo1 ntsony:?:
14. Fiffi
(
27/04/2007 15:33)
Rasiligaoma:humm....midika zany fa....
ka i xxx rehefa manao dia sady misitrika ao anaty zipondreniny fa tsy sahy mijoro @ maha lehilahy azy!
18. bozylove
(
01/05/2007 10:50)
[size=13px]ra stilo olona mora miakatra hihihi , sarotra vaminy ihany no hanao resaka matotra ;-)[/size]