interdit pour salmo

1. diamondra27 ( 27/04/2007 19:12)

Sao de hanao an'izao manko lery
ahoana kay ny fahitanareo an'ity?

http://video.google.fr/videoplay?docid=-7426844310299050121
2. Fiffi ( 27/04/2007 20:20)
grave......
3. vale ( 27/04/2007 21:05)
tena âme sensible s'abstenir io akia diam fa tsy hatsikana intsony .., brrrrrrrr, hihih!:wink:
4. mandrak ( 27/04/2007 21:34)
ita iany lé izy oe tsy tena ol
5. Papoose ( 27/04/2007 22:02)
tiko le look'io bandy ioo(l):wink:
6. vale ( 27/04/2007 22:22)
hafa ihany ny any papoose wa;hihihi!
:-D:-D:-D mandrak!
7. ikaretsaka ( 28/04/2007 00:54)
papoose> tsy le bandy no jerena fa le olona tapaka.
fa mahery io bandy io ka
za efa nahita ny show an'i lery.. fa tena ame sensible s'abstenir
raha manangana secte ireny any madagasikara dia be no ho voasarika
8. salmo1 ( 28/04/2007 01:56)
Dios mio, ^:^

Tsy ti zavatra tahakan'itony aho, na milalao olona. a+ tsy mapme, fa mahabe ny filosofia any sasany de lasa mino2 fôna an'Andriamanitra isakarazany.

Ny tena mba manezaka hanala zany toetra izany, ny sasany ôtrany vao maika mampiditra.

Raha manao fanovana maso, tokony tsy zavatra tahakan'itony no hatao.

Lazaiko anareo fa zah manana namana any Mscar de zay hitany @ TV sy ny honohono tantarainy olona dia hinoany ry zareo avokoa fa marina. Manezaka ihany aho hanazava azy fa tsy mety intsony.

Noho izany isika na dia mahafantatra aza fa tsy marina lay izy fa kilalao, tokony tsy haseo @ sasany fa diso mino2 fôna @ zavatra tsy misy.

;-)


9. Papoose ( 28/04/2007 04:53)
ikaretsaka:

papoose> tsy le bandy no jerena fa le olona tapaka.
fa mahery io bandy io ka
za efa nahita ny show an'i lery.. fa tena ame sensible s'abstenir
raha manangana secte ireny any madagasikara dia be no ho voasarika


ka za toko ts nijery an le tohiny fa vao koboko hoe krisy anzel de tonga de:}:} sambatra zany enao efa nahita, za mba tehijery!za mba ento any @kris anzel?(l)
10. sitlo ( 28/04/2007 07:23)
:-D :roll:
ny tsikaritro fotsiny dia mitsikitsiky be ilay olona tapaka, nefa raha ny marina tokony ho gaga koa.
milay kah
11. diamondra27 ( 28/04/2007 10:08)
fiffi: ye grave aloha le izy e! ...tena tssss

vale: raha olona taitaitra tsy tokony hijery fa miakatra eo ny tosidrà

mandrak: tsy tena olona ahoana aloha e!
otran'ny misy trucage le izy fa tsy arako tsara aloha we aiza ho aiza , f'angah tsy naine le izy?De le tapany topngoyra mannequin ve 'zany?
12. diamondra27 ( 28/04/2007 10:15)
papoose: Inona akia no itiavandry azy? ny zava bitany sa ny tarehiny sa ny bikany sa inon?...

Ika : ye tena mpanao illusion izy ka , misy maromaro eo ankavanana eo raha tsy diso aho.

(Tandremo rankizy manao ny ataony fa ce n'est qu'une illusion le izy an!), tsy tena izy


salmo: tena tafita ny hafatra =D=D=D^:^^:^
zao vao hita 'zany fa hay ty salmo 'ty zaza hendry fa tsy kidaladala araka ny heverinay anao, satria miteniteny n'importe quoi refa mandefa dinika.
Tena voavalinao tsara mihintsy le izy sady nasianao fanazavana momba ny any dago(tv)sy ny qualité-nao!!!
De mahatsapa zany i salmo fa tsy tokony hinohino foana de aza manao ze mampinompino olona eto tsony hoe: salmo tsy matotra fa sainjaza etc...:lol:

papoose::-D:-D , ary i david ngah tsy tianjy?
Cooperfield io an!
13. karinah ( 28/04/2007 10:21)
ampanidinany eo nareo 2 vao gaga,.. i david:lol:
14. karinah ( 28/04/2007 10:23)
diamondra> raha izao kosa no réel tena mapandositre! :?
15. diamondra27 ( 28/04/2007 10:42)
karinah: tsy possible aloha le izy e!

raha averina eto an-tany ihany aloha tsy maninona na de mba nanidina kely aza.

karinah:'ty jerena fa :-D:-D:-D:-D be

http://www.youtube.com/watch?v=pRMHmnr4b60
16. diamondra27 ( 28/04/2007 10:47)
aleo tonga de omena eto le mandeha ambonin'ny rano sao de misy liana ndray :lol:

http://www.youtube.com/watch?v=sBQLq2VmZcA&mode=related&search=
17. karinah ( 28/04/2007 10:59)
diamondra27:

karinah: tsy possible aloha le izy e!

raha averina eto an-tany ihany aloha tsy maninona na de mba nanidina kely aza.

karinah:'ty jerena fa :-D:-D:-D:-D be

http://www.youtube.com/watch?v=pRMHmnr4b60
:-D:-D:-D:-D:-D


18. karinah ( 28/04/2007 11:01)
diamondra27:

aleo tonga de omena eto le mandeha ambonin'ny rano sao de misy liana ndray :lol:

http://www.youtube.com/watch?v=sBQLq2VmZcA&mode=related&search=
sacré numéro:P; mlay lery an!:wink:


19. ikaretsaka ( 28/04/2007 12:38)
raha nahay ohatran'i lery io za ka tany madagasikara.... bedebe ihany ny sekta voatsangako lelika a
20. sakaizakely ( 28/04/2007 13:09)
de tsy hitanareo ve hoe tsy misy olona mandeha mits teo am lay toerana nandalovan'ny tongony ?

De nahoana koa no tsy misy gros plan ny tongony ao anaty rano ?

Misy zavatra hitsahany ao (poutres transparents), figurants complices daholo ireo olona ao anaty rano milomano sy mody gaga ireo :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2177