ny vazaha

1. salmo1 ( 25/04/2007 14:18)
Tsy mba sarotiny mihintsy rehefa lalaovina ny fitombenany.

ôtrany oe zarany zany kle.

Asa zay mahazo ahy rehefa tonga ny fitsarany lanitra^:^
novalian'i sympa ny 24/05/2007 14:18
2. xxx ( 25/04/2007 14:40)
salmo1:
Tsy mba sarotiny mihintsy rehefa lalaovina ny fitombenany.
tena efa marary saina mila tsy ho avotra intsony salmo !


3. xxx ( 25/04/2007 14:43)
=))=))=))=))ai ve salmo ty mody hoe bandy kely fa kay misafo fitombenany vazah any e kay kely veta ko =))=))=))=))
4. rush ( 25/04/2007 14:46)
salmo1:
Tsy mba sarotiny mihintsy rehefa lalaovina ny fitombenany.
mila hampidirina eny @ 18 io bandy kely tsy hafa-ta.....y io fa tsy ho avotra intsony!sady vetaveta tsssssssssssssssssss maharikoriko zao dinika zao!


5. salmo1 ( 25/04/2007 15:01)
rush: misy tsy avotra raha vao makany aho ;-)
6. Fiffi ( 25/04/2007 15:06)
izao ve no dinika atao eto am fiara-monina ? :roll::roll:
7. nikopol ( 25/04/2007 15:10)
salmo1 raha mba vaza mantsy i rush sy Fiffi an :lol:
8. salmo1 ( 25/04/2007 15:17)
Fiffi:
izao ve no dinika atao eto am fiara-monina ? :roll::roll:
:-D:-Dzao no fiara-monina aty @ vazaha, zay tsy mazaka andana mody fa maninn aty fotsiny kay nareo:?:
9. xxx ( 25/04/2007 15:50)
ndao hody daholo de tsy misy manambady vazaha e
10. mim ( 25/04/2007 17:01)
ny an'ialahy letsy salmo d tsy manisy fisainana ny zavatra lazain'ialahy a!kasio ny fitombenan'ny vaza d ho hitan'ialahy izany hoe harcèlement sexuel izany d any ampondra ny hihafaran'ialahy letsy!kozy e!
11. salmo1 ( 25/04/2007 17:11)
Efa eo alohany dada sy mama ve zahay no mifapikitikika ao anaty piscine de mbola zany ihany kle :-D:-D
12. salmo1 ( 25/04/2007 17:14)
Aty andafy anga zany mapigadra, afatsiny manodina sy mamolaka ihany;-)
13. mim ( 25/04/2007 17:17)
d aza tantaraina eto leity ny débat amoureux nareo leity a!tsy misy hidiran'iza na iza zay ataon'ialahy any d aza atao dinika eto zany fa manamerda letsy a!
14. salmo1 ( 25/04/2007 17:22)
mim: ny 0,5 % ihany ka, tsy mihoatra.
15. majakely ( 26/04/2007 10:05)
tsy maninona kosa izy raha te hitantara ry mim fa refa tsy tian'i mim fotsiny de aza vakina n zavatra soratan'i salmo na koa aza valiana fotsiny :lol::lol:matoa mijanona yn zavtra soratany de mbola amin'ny rariny zany ,,,anjaran'i mpamaky fptsiny ny misafidy zay tiny hovaliana na tsia ,,alefaso kambony salmo fa liana be zahay aa,,tatarao eooo mintsy hihihihihi:-D
16. salmo1 ( 26/04/2007 16:33)
majakely: milay mihintsy ny mahita ny vazaha manidikidina, fa rehefa manasa azy ireny mana-banga pôsy fotsiny. Misy ihany ny joba mba menatra ihany de manao oe: ao aloahako ny vidiny restaurant na bar. Fa ny bandy kou rehefa tsy mamoaka ny ao ampôsy de tsy poinsa mintsy ^:^;-)

17. majakely ( 27/04/2007 13:36)
salmo1:bandy kahihatra kosa tsy any mihitsy kléé ,,sady tsy galant zany amiko,,,erkkkkkkkkkk :-D
18. xxx ( 27/04/2007 19:30)
sady kondrana no mahihitra no kely veta!:b masiso ny tanan elah lety eh! misafo vodim bazaha rehetra zao! burkkkkkkkkkkkkkk
19. sudou ( 23/05/2007 20:05)
Aza mirediredy na dia manala azy azae!
20. sympa ( 24/05/2007 14:18)
Noheveriko fa zvtr mahaliana kay tounde zvtr ilay tsy noheritseretiko kay 8-)8-)8-):oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8818