bandy resim-bavy

1. martini ( 25/04/2007 08:08)
ahoana ary ny mba evitr'elisany @ity bandy oetin'ny sipa @ sangany ity e.otran'ny tsy zakako mihitsy mantsy ny mahita lhl oetin'nysipa izany ny lohany .mba omeo idée anoroana an'lerony e
novalian'i Zina ny 11/05/2007 00:31
2. johnnyandri ( 25/04/2007 08:28)
Be yourself and you're the MAN
:@
3. pimaso ( 25/04/2007 08:32)
martini > tapao ny sangany e!
dia ny rambony halavaina...
;-)
;-)
;-)
4. fasaly ( 25/04/2007 10:46)
ka izy entin'ny sipany am sangany aza tsy rototra kou enao ndray no hikorapaka eo, avelao refa zay no mety amindry lerony e!:wink::-P
5. bozylove ( 25/04/2007 10:56)
martini:
[size=13px]ahoana ary ny mba evitr'elisany @ity bandy oetin'ny sipa @ sangany ity e.otran'ny tsy zakako mihitsy mantsy ny mahita lhl oetin'nysipa izany ny lohany .mba omeo idée anoroana an'lerony e[/size]


FA INONA ALOHA NY ATAO HOE ENTIN'NY SIPA AMIN'NY SANGANY????? 8O 8O8)
6. pissoa ( 25/04/2007 16:01)
pimaso:

martini > tapao ny sangany e!
dia ny rambony halavaina...
;-)
;-)
;-)


:-D:-D:-D:-D:-D
ka raha mivadika castor njay refa lava rambo :-D:-D:-D
7. voara ( 25/04/2007 19:47)
ty resaka ty efa nandeha raha tsy diso za ;fialonana ny anao angamba? na ianao tara @ le sipa? rhfa tsy misy blem an'le bandy inona no manahirana anao é ,avelao any izy fa tsy blem nao zany:lol:
8. pimaso ( 26/04/2007 11:17)
rambo anoloana ka!
;-)
;-)
;-)
9. tynah ( 26/04/2007 20:22)
tiny lay sipa matoa izy manaiky an'zany fa aza miditra fa zareo tsy hisaraka fa sao enao ndray no ho menatra miteny lay bandy eo.Kozy eh!
10. Fiffi ( 26/04/2007 20:59)
heu.....aza hafangaro koh le hoe fanajana ny sipany na ny vadiny de manana autorité le olona fa....matoa izy manaiky an'io de tiany ary mety aminy zany !
11. pimaso ( 27/04/2007 08:40)
izay tia adala marina...
;-)
;-)
;-)
12. martini ( 27/04/2007 11:42)
izay tia adala marina fa rehefa tena aseo @ ilay vhv ny fitiavana de midigindrambo le vhv ka manao izay tiany atao izy fa hoe misy mitia foana,zany anie no mahatonga ny lhl sasany mivarilavo e.de tsy adala intsony fa efa tena mivika.
13. dongadonga ( 29/04/2007 15:36)
ary sao de tsy miasa lé bandy ,fa le sipa no miasa de lasa mandefitra le bandy:?::?::lol:
14. naughtyboy ( 07/05/2007 17:48)
na ko oe tsy manana toetra itarika fa natao ho etina avia sy avanana fotsiny;-)
15. sympa ( 07/05/2007 19:51)
Iza @ tsika bandy ato no masa miteny fa tsy hoentiny sipany @ sangany:-D:-D! Izay tian'ilay sipa de ataonao satria tia enao8-)8-)! Aiza mba maka lagy @ zany eo ee!:P
16. Zina ( 07/05/2007 20:44)
sympa [ Valio ] 07-05-2007 21:51:10
Lohateny : Re : bandy resim-bavy
Iza @ tsika bandy ato no masa miteny fa tsy hoentiny sipany @ sangany! Izay tian'ilay sipa de ataonao satria tia enao! Aiza mba maka lagy @ zany eo ee!

zany mihitsy satria mbola ti.

ny lhl dia tokony hanana ny hazo-damonsiny.. misy andro ekena ny ataon'ny sipa misy kosa tsy ekena eo no tena ahitana ny maha lhl an'ny lhl...rehefa tsy mahay mitondra ny sambo @ volohany dia ilay vavy ndray no mitondra ny sambo ka tandremo :wink:
17. sympa ( 08/05/2007 02:01)
:-D:-D tandremo sao vohany maly de mera eo an:!::-P:-P
18. naughtyboy ( 09/05/2007 13:46)
O ry zalah ny olona de samihafa iarahamahalala ary ny hevitra mo samy hajaina daoly fa indro kely hoy ny mpandrafitra;-)fitabitro mazava b le tonga de tia b fotsiny pahina tsy mahita lalana aleha fa taritaritiny olona aloha sy arina:lol:sympa nena de zao no fipetrany aza bedesina @ teny vahiny fa io no ilazako azy haingana koko:-P mbo elana @ maly de mera de zao: I make them believe that they are the boss but surely I'm in charge:wink: misaotra tompoko
19. sympa ( 09/05/2007 14:40)
:-/:-/8-)8-)heu..............:!::!:
20. naughtyboy ( 09/05/2007 15:15)
:?milamm tsara koko ny tantana refa mahafantatra ny zv katsahinao ianao sy ny olotinao afaka mifanohana tsara fa tsy natao sakana andrava ny tanjona tinao ny fitiavana ,io sambo ny zina io zao no ohatra akaiky :
ra olona tsy mitovy lalana aminao v no miakatra ao antsambonao tsy adofotrany any tsy nahay maka any no tsy tonga any @ zay aleha no lany fotoana:?:
tsy azo ekena fotsiny le we tiko iny ka aleo zay alehany alehany eritrereto kely nge e ..ilaina ny marimaritra iraisana nefa tsy azo atao ambaninjavatra ny tanjona sy traik'efa anatanterahana azy ka ra olona mitovy fijery aminao de iny zany le Co-pilot fa ny inao no pilot :)mazoto e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3152