Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mamzelkely ( 20/04/2007 14:15)
bevoka....
mba lasa hoa ry zareo ny saiko ôtrany ts nampino anah ity efa elaela za no nahita emission zay tam télé de niresaka vhv bevoka le izy de we izy hono ts nahatsapa fa bevoka zany jusqu'à ce que nite... tohiny
karinah ( 20/04/2007 13:28)
fiteny vaovao
Slt daholo, inona kay ny dikan'ny fiteny hoe "te ho eny akaikinao eny" ?????, fiteny vaovao izy io, fa tsy fantatro tsara lay dikany, raha mitovy @ le eritreretiko,:oops:... tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2007 17:18
bobone ( 20/04/2007 13:08)
Finoana( hono oah ry reto an!....)
Hono aoh ry reto an! "Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo! Porofoy ary e!"... tohiny
novalian'i bobone ny 30/04/2007 14:32
infinity ( 20/04/2007 10:34)
Génie
Nisy tovolahy nandehandeha teny @ plage dia nahita tavoahangy misarona nentin'ny onja ...Nosokafany ilay tavoahangy.... POFFF!!!:^)....:^)" Manao aona ianao!! izaho no "genie" anty tavoahangy ity, ... tohiny
novalian'i nathie86 ny 25/04/2007 14:48
Fiffi ( 20/04/2007 10:30)
Tsara Zanahary.......
Gaga zah raha nahita an'ity lahatsoratra tao am gazety ity hoe "Tsara zanahary izy enina ka avotra" [i]Botry iray antsoina hoe "Fitahiantsoa" no rendrika, teo anelanelan'ny tanàna atao hoe Anosind... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 15:52
Fiffi ( 20/04/2007 10:21)
Aspèrges...
Tonga indray ity ny fotoanan'ny "aspèrges" de ity misy recette kely mba ovaina kely ny fihinanana azy..... -3c à soupe menaka -ronono -sira -farine 2c à soupe Manaova sauce blanche @ ire... tohiny
novalian'i vale ny 21/04/2007 17:51
rinman ( 20/04/2007 09:50)
album
salut vous tous!J'espère ke vous allez bien.Moi aussi. En fait,eske qlq'1 me passer tous les chansons de michael jackson mp3 s'il vous plaît si vous en avez.Cela veut dire tous les albums ci-après... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 21:21
Fiffi ( 20/04/2007 09:46)
Nigadra i Roland Ratsiraka....
Nipoaka ny baomba mandatsa-dranomaso. Fampidirana am-ponja vonjy maika no nahazo ny ben'ny tanànan'i Toamasina Roland Ratsiraka, taorian'ny fakana am-bavany azy nataon'ny fampanoavana tany an-to... tohiny
novalian'i tossy ny 01/08/2007 18:48
salmo1 ( 20/04/2007 09:45)
msn sy karanjy na chat
Ilay chat nahitana ny firenena rehetra miteny espaniol... Indray mande izaho niditra nitsaty @ teny Espaniol, betsaka ireo olona avy any Sud Amerika tafiditra ao @ ilay chat. indro ilay vhv avy ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 20/04/2007 14:48
xxx ( 20/04/2007 09:10)
estomac
Izany ve no atao hoe marary vavony ry reto? Tamin'ny alina aho tsy nahita tory fa nisy zavatra marary be eo @ kiboko mivaly @ lamosina. Tena marary tsy zaka ohatran'ny hidiran'ny rivotra. Ny marai... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 20:31
andrea ( 20/04/2007 08:58)
marika fanontaniana mistingolika ?
hono wa, Ahoana kay ny fomba fanaovana ireny "?" ho lasa mistingolika? manana clavier spécial ve ? Salmo1, mahazo mamaly na resaka ho an'i olona lehibe aza.. elah manko mahay an'io.. :D :D ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 15:56
xxx ( 20/04/2007 04:51)
zamahiny
mahafinaritra ka !:roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 19:05
salmo1 ( 19/04/2007 23:09)
namana.serasera - maneran-tany
isika ato ve mpinamana daholo:?: salmo1 mamaly oe: -Eny. - Fa nahoana ny sasany aza tao kizitinjitina fôna indraindray:?: - Manisy sira kely fôna, fa matsatso fôna ny sirany:D:?: - Tady h... tohiny
novalian'i rakaroka ny 28/04/2007 14:00
badodabe ( 19/04/2007 23:07)
mangataka tonokira asco
lohateny " AKORY ABE " Misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2007 23:09
ravakamalala ( 19/04/2007 22:21)
izany ve?
miala tsiny hery fa amin ny teny frantsay a! [b]"Dieu permet le mal pour un grand bien"[/b] io angamba no eritreretiko hoe valin ilay fanontanian ny olombelona manao hoe : "raha tena nisy izao Andri... tohiny
novalian'i niryna ny 26/04/2007 18:00
ravakamalala ( 19/04/2007 22:17)
tsy azoko!!!!!!!!!!
tsy haiko tsara na efa nandeha teto ity resaka ity na tsia (tsy tadidiko tsara.. ) fa tsy maninona fa averiko ihany! rehefa mitranga ny toe javatra toy izao : olondroa mifankatia , tsy nieritreritr... tohiny
ravakamalala ( 19/04/2007 22:13)
tambavy
tena mandaitra ve ny tambavy? iza no mahafantatra ireo karazana tambavy sy ny vokany amin ny fahasalamana d ahoana no fampiasa azy ? ... (fanontaniana re izao!!!!...) ohatra izao misy an ilay hoe ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 11:32
xxx ( 19/04/2007 21:52)
Takelaka
Hono hoa, raha mametraka takelaka ao @ [url=http://serasera.org/takelaka]http://serasera.org/takelaka[/url] ve d miseho hoe iza no nametraka ? Toa tsy mitranga nefa tsy azoko antoka ! fa za mantsy mba... tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2007 19:36
vale ( 19/04/2007 20:32)
Mpivavaka mihambahamba
Manahoana daholo oh, saika mba hangataka ny tonon'ilay hira hoe "Vavaka miahambahamba" iny izay mahay azafady!:P (tsy fantatro ny pihira azy fa miala tsiny indrindra:oops:) , sotra. ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/07/2007 12:30
luciana5 ( 19/04/2007 19:36)
te ahafantatra mihitsy aho hoe:
manaona daholo dray an! te ahafantatra mihitsy aho hoe: iza kay ny lehilahy tsara sy mba otran zay sy zay... na any an alavitra na eto an toerana e tsy mifidy, eto amin ty serasera ty!!!!!!omeo anara... tohiny
novalian'i toki81 ny 25/05/2007 02:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5984