Mpivavaka mihambahamba
1. vale
(
19/04/2007 20:32)
Manahoana daholo oh,
saika mba hangataka ny tonon'ilay hira hoe "Vavaka miahambahamba" iny izay mahay azafady!:P
(tsy fantatro ny pihira azy fa miala tsiny indrindra:oops:)
, sotra.
saika mba hangataka ny tonon'ilay hira hoe "Vavaka miahambahamba" iny izay mahay azafady!:P
(tsy fantatro ny pihira azy fa miala tsiny indrindra:oops:)
, sotra.
novalian'i xxx ny 06/07/2007 12:30
2. Fiffi
(
19/04/2007 21:50)
andraso hadikako fa hananako io hira io ...
izany eh ! izany no....
izany ve no atao hoe mivavaka..
izany eh ! izany no....
izany ve no atao hoe mivavaka..
3. vale
(
19/04/2007 22:23)
sotra meloha Fiffi!,
misy otran'izao lay izy> vavaka mihambahamba ny sasany toa tsy tsaroany ny mande eglizy,...
misy otran'izao lay izy> vavaka mihambahamba ny sasany toa tsy tsaroany ny mande eglizy,...
4. Fiffi
(
20/04/2007 07:09)
Vavaka mihambahamba
Ny sasany tsy mba tsarohany
Ny andro alahady
Miasa tany
Mibalady , mandray angady
Ka izany ve no mivavaka
Vavaka
Vavaka mihambahamba.....
Tsy izany e !
Tsy izany velively ianareo mivavaka
Vakio ny soratra masina ô !
Tsy misy ianareo mahita
Ny tavan'Jesosy Tompo
Raha tsy amin'ny finoana
Tsy izany e !
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitrakin'ny fony mandeha ny Eglizy
Miaraka amin'ny namany
Tena anton-dihany
Ka izany ve no mivavaka ?
Vavaka !
Tsy izany velively..........
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristiana ve no anarany ?
Vavaka !
Vavaka mihambahamba.......
Tsy izany e !.......
8. ikaretsaka
(
20/04/2007 19:52)
fa dia hitsikera ny manodidina foana tokao ve moa rehefa mamaky ny soratra masina ka ny sasany tsy mamaky?
10. vale
(
21/04/2007 10:43)
Ikaretsaka> ilazao ny famonjena, izay tsy mba manantena,... hoy ny hiranny Poopy :)
13. cutie
(
23/04/2007 01:57)
Tsy misy ianareo mahita
Ny tavan'Jesosy Tompo
Raha tsy amin'ny finoana
mba nanaitra ahy koa io :lol:
vale,tiako koa akia io hiran'i poopy io a (njila):lol:
18. dadie
(
24/04/2007 11:54)
fiffi> mm merci aki am tonokira a ,d tsy adino ko i vale am fangatahana lé tonony :-*
19. Fiffi
(
24/04/2007 21:39)
cutie:heu....satria raha tena mino de mora hita ny tavany....Tsy misy ianareo mahita
Ny tavan'Jesosy Tompo
Raha tsy amin'ny finoana
mba nanaitra ahy koa io :lol:
