Mpivavaka mihambahamba
22. majesty
(
25/04/2007 05:49)
Vavaka mihambahamba
Ny sasany tsy mba tsarohany
Ny andro alahady
Miasa tany
Mibalady , mandray angady
Ka izany ve no mivavaka
Tokony hoe:
vavaka mihambahamba
Ny sasany tsy mba tsaroany
Ny andro sabata
Miasa tany
Mibalady,mandray angady
Ka izany ve no mivavaka :D
Mandrary lasa le mpamorona sy le mpihira an'ilay hira ndray no mpivavaka mihambahamba:D:D:D
26. Rasiligaoma
(
25/04/2007 23:24)
ny ahy ataoko hoe
vavaka mihambahamba
Ny sasany tsy mba tsaroany
Ny andro alatsinainy
Miasa tany
Mibalady,mandray angady
Ka izany ve no mivavaka
io ange samy manana ny heveriny ho andro fahafito e!
olombelona no nametraka ny alatsinainy talata alarobia sns...

31. Fiffi
(
27/04/2007 16:06)
cutie:zany hoe samy manana ny andro tiany hiderana an'Andriamanitra ..fa na izany aza kosa aloha de ny alahady no tena fiderana azy non ?
fiffi
tsy voatery :lol:
33. Rasiligaoma
(
30/04/2007 16:45)
ka raha ataoko hoe .. alatsinainy ny andro fahafitoko dia ahoana?
37. majesty
(
03/05/2007 11:29)
hoy rasiligaoma:
Raha ny andro fahafito aminao dia mety ho izay tianao hanaovana azy na alatsinainy na alakamisy fa ny an'Atra anie ka nolazainy tsara hoe ny andro fahafito aminy dia ny Sabata e,izay hany andro nomeny anarana fa ny sisan'izay nataony fotsiny hoe andro voalohany,faharoa...fahaenina:D:D:D
ny ahy ataoko hoe
vavaka mihambahamba
Ny sasany tsy mba tsaroany
Ny andro alatsinainy
Miasa tany
Mibalady,mandray angady
Ka izany ve no mivavaka
io ange samy manana ny heveriny ho andro fahafito e!
olombelona no nametraka ny alatsinainy talata alarobia sns.
Raha ny andro fahafito aminao dia mety ho izay tianao hanaovana azy na alatsinainy na alakamisy fa ny an'Atra anie ka nolazainy tsara hoe ny andro fahafito aminy dia ny Sabata e,izay hany andro nomeny anarana fa ny sisan'izay nataony fotsiny hoe andro voalohany,faharoa...fahaenina:D:D:D
38. ikaretsaka
(
03/05/2007 15:56)
izao ary : raha sabatako zao ataoko hoe alarobia ohatra dia io no raisiko hoe sabata...andro fahafito
dia ahoana?
dia ahoana?
39. cutie
(
03/05/2007 22:07)
Ika , de sabata aminao zany i fa tsy sabata @ ATra:-D
Na le sabata aza mbola tsy hay hatramizao na sabotsy na lahady :-D
Raha ny andro fahafito aminao dia mety ho izay tianao hanaovana azy na alatsinainy na alakamisy fa ny an'Atra anie ka nolazainy tsara hoe ny andro fahafito aminy dia ny Sabata e,izay hany andro nomeny anarana fa ny sisan'izay nataony fotsiny hoe andro voalohany,faharoa...fahaenina
Na le sabata aza mbola tsy hay hatramizao na sabotsy na lahady :-D
40. majesty
(
04/05/2007 05:24)
Hoy cutie:
Efa fantatra kosa akia io fa mety hoe ny olona no tsy te ahalala na mody tsy mahalala a,ohatra fotsiny,manontania amin'ny namana izay mipetraka any Palestina any,satria ny Jiosy no efa nitandrina azy io hatrizay ka hatr'zao,dia lazao azy hoe andro inona ny Sabata hoe fa tonga dia omeny valin-teny mahafa-po njiko:D
Na le sabata aza mbola tsy hay hatramizao na sabotsy na lahady