msn sy karanjy na chat

1. salmo1 ( 20/04/2007 09:45)
Ilay chat nahitana ny firenena rehetra miteny espaniol...

Indray mande izaho niditra nitsaty @ teny Espaniol, betsaka ireo olona avy any Sud Amerika tafiditra ao @ ilay chat.

indro ilay vhv avy any Mexica, nanindry ny ps-ako de raikitra tao ny firesahana: handao hifampiresaka @ msn (de niresaka), handao hifampijery @ cam.
(de nifampijery: fa zah tonga de :}=(() , handao hifanome Nº mobil (de nifanome Nº daholo).

Tonga de natsoiko avy hatrany...

Rehefa niresadresaka ela2 izahay, de hoy ilay joba:
-Zah manana fanirina ho any Espane, Mba hanamboary lalana aho raha afaka ianao...

salmo1: -Zany ve ny tena tanjonao:?: de rehefa voakarakako ianao, de aiza ianao no mihevitra hipetraka:?:

Joba: -Any antranonareo ka, fa ianao anga efa manana sipa:?:

Tsy hitako izay hamaliana azy manokana, fa tampoka be daholo izay takaka rehetra hitady toerana, kanefa hanenenana rehefa avy eo...

ôtrany oe: zah rery no bandy eto an-tany^:^^:^





novalian'i salmo1 ny 20/04/2007 14:48
2. rush ( 20/04/2007 09:59)
tena ataon'i salmo fahazarana mihintsy ity fitantarana ny resakareo eto @ forum ity a!inona no hidiran'ny mpi-forum @ izay resakareo any?sssssssssss
3. voara ( 20/04/2007 11:15)
io ko fa hapiesona an ,de maninona moa ra nekena ;ary raha oh:ka za ve mba afaka mipetraka 15 jr any @ salmo ,manana vacances kely mantsy za sady mbola tsy nahita ny espane
4. salmo1 ( 20/04/2007 14:48)
rush:
tena ataon'i salmo fahazarana mihintsy ity fitantarana ny resakareo eto @ forum ity a!inona no hidiran'ny mpi-forum @ izay resakareo any?sssssssssss
Tetsy sy teroa

Raha misy zava-mitranga mahaliana na mahatsikaiky na manafitohina any amin'ny toerana misy antsika tsirairay any, ka azo iadian-kevitra, dia ampidiro eto e ! Raha tsy azo sokajiana ho ao anatin'ireo lohahevitra hafa efa misy mazava ho azy :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1718