estomac

1. xxx ( 20/04/2007 09:10)
Izany ve no atao hoe marary vavony ry reto?
Tamin'ny alina aho tsy nahita tory fa nisy zavatra marary be eo @ kiboko mivaly @ lamosina.
Tena marary tsy zaka ohatran'ny hidiran'ny rivotra.
Ny maraina aloha aho nivalana be.
Dia nihinana fanafody calmant aho dia mba natory ihany.
vao nifoha indray aho ny maraina dia narary be tsy nisy ohatran'izany indray. Ohatran'ny hoe marary lamosina sy marary kibo mafy be! vao tsapaina eo amin'ilay faritra dia marary be.

Inona no ataoko?

Saika hanantona spécialiste gastro-enterologue aho dia tonga ve dia mankany sa mila manantona médecin généraliste aloha

Misaotra @ conseil ry reto fa marary be aho a
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 20:31
2. Fiffi ( 20/04/2007 09:19)
raha estomac io de mihinana aloha "gaviscon" na "smecta" na "renie" fa afaka io.....

Raha sanatria ka tsy afaka de midika zany fa misy zavatra hafa ka aleo mijery mpitsabo...

Tsy maintsy manantona généraliste aloha enao alohan'ny hijerevana spécialiste fa manjary tsy remboursé !
3. sonwin ( 20/04/2007 09:46)
tonga dia any amin dokotera généraliste mandeha izao dia izao ary tena izao dia izao mihitsy.
4. xxx ( 20/04/2007 18:13)
Misaotra @ conseil ry reto an!
Teo aho vao afa nankany @ dokotera fa niasa di niafiana be teny mandrapariva.
Lazainy fa gastro hono.
Dia carbosymag + lactylos byphar no nomeny (io faharoa io fanafody constipation), dia nojereko ny notice dia hoe tsy azo hanina raha marary kibo,nefa efa nolazaiko azy fa marary be ny kiboko. Tsy azoko mihitsy.
Dia hohanina aloha dia ho hita eo fa narary toute la journée be ilay kiboko.
5. Fiffi ( 20/04/2007 19:07)
:-w:-w:-w zao ve de mbola misy gastro ? efa mafana ny andro koh ! sao mba diso aza zany Dr zany ?:roll:
6. tynah ( 20/04/2007 20:44)
ilay marary any am lamosina sao d mba rein? manaova mafana tsara d hosory baume ilay eo am faritra marary fa raha estomac zany d mety ho hafaka ilay marary be fa zah mantsy mparary vavony :-*
7. Fiffi ( 25/04/2007 20:31)
de nanao ahoana izy tao ry xxx ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0963