Finoana( hono oah ry reto an!....)

1. bobone ( 20/04/2007 13:08)
Hono aoh ry reto an!
"Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo!
Porofoy ary e!"
novalian'i bobone ny 30/04/2007 14:32
2. rakaroka ( 20/04/2007 13:49)
bobone:

Hono aoh ry reto an!
"Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo!
Porofoy ary e!"


:roll::roll::?::?::-w:-w:-w:-w:@:@

3. xxx ( 20/04/2007 14:16)
efa voalazany izy tenany mintsy fa mbola hiverina izy ka, de efa akaiky ny fiverenany fa tanteraka daholo ny faminaniana rehetra, de tsy maintsy hiverina izy fa zay no fizotran'ny tantaran'ny olombelona e! misy ny fiantombohany de tsy maintsy misy ny fiafarany! mizotra ny tantara e!
araho h@ 1° , ny fiandohan'izao tontolo izao, sy ny tantaran'ny zanak'olombelona, h@ Adam sy Eve
fantatro fa mbola hiverina izy!
ary mino sy manaiky ny fandaharana rehetra misy aho
4. Fiffi ( 20/04/2007 14:19)
bobone:
"Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo!
Porofoy ary e!"
ny porofo ? izay ao am-ponao hiany no mahavaly an'io....
Ary avy any no hiaviany indray
Hitsara ny velona sy ny maty.....

Ho avy izy fa miambena , mihomana.....

Tsy ho mora saingy afaka miomana. Mbola mitohy ihany ny fitanisana ny famantarana mialoha ny fotoana. Manomboka ao amin’ny tranon’Andriamanitra izany.

Inona avy no tokony hataon’ny olona ? Tena ilaina ny mahafantatra ny zava-mitranga mba hanavotana ny tena.

Ny Tompo tsy manao zavatra raha tsy efa nampiomana, noho izany dia anjaran’ny tsirairay ny mamantatra ny zava-miseho eo amin’ny tontolo manodidina azy. Tsy mampitahotra akory ny Tompo raha manambara ny zavatra hiseho fa mitarika antsika kosa tsy ho variana ary hahay handinika isan’andro ny zavatra miseho. Inona avy ireo hiseho ? Inona amin’ireo no efa miseho amin’izao vanin’andro izao ?
Avotra izay voafidy. Fanavotana lehibe ho an’ny mpino ny fisehoan’ny Zanak’olona eny amin’ny rahon’ny lanitra. Inona avy no hitranga ? Tsarovy fa na ny kely indrindra na lehibe indrindra dia tsy hisy hadino satria Ilay mahaisa ny volon-doha no hanangona ny Azy. Mba anisany ve ianao ?

Rahoviana ? Mazava ny Tenin’i Jesoa, tsy fantatra. Inona no asainy atao ? Ahoana no fiambenana atao ? Isan’andro dia ataovy ao an-tsaina foana hoe : “Sao anio no farany !” Amin’izay ianao tsy ho sahisahy hanota fa hiomana tsara.

Teny mamy : “Sambatra izay miambina ka miaro ny fitafiany, fandrao mandeha mitanjaka izy, ka hita ny fahamenarany.” Apokalypsy 16.15

Eny tsy ho menatra tokoa izay rehetra miandry ny fihavian’ny Tompo sy Andriamaniny. Fa mainka aza mampiteraka sy mampitombo ao anatiny ny faniriana lalina, ny hetaheta te ihaona amin’Ilay Mpamonjy Soa, dia Jesoa Zanaky ny Ray eo amin’ny hajany sy ny voninahiny.
Raha ho avy Izy dia handray ny olony ho amin’ny Fanjakany mandrakizay. Koa miandrandrà fa akaiky ny maraina !
Ry mino rehetra, esory ny toetra maizina, fa akaiky ny Mpanavotra antsika. Miareta tory, miandrandrà fa ho avy faingana Izy. Koa ahirato ny maso, sokafy ny fo sy ny fanahy, hahita sy handray an’Ilay Andriamanitra Tonga nofo mamangy sy miara-monina amin’ny olony.Ary eo am-piandrasana ny fahatongavany dia mitandrema, miambena, ka mivavaha.....


5. mpamonjy ( 20/04/2007 14:20)
(l)(l)
:* :-*
6. Fiffi ( 20/04/2007 14:23)
bobone:
"Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo!
Porofoy ary e!"
raha mandeha mivavaka , miangona enao de ho hitanao ary ho azonao any ny porofo !


7. rakaroka ( 20/04/2007 20:22)
Ka eo no tsy hitovizan'ny fiainana "ankapobeny" angamba :misy oln miaina 'indépendamment"n'ny hoe na maty i Jesoa na tsia, na hiverina Izy na tsia!
Hafahafa ihany indraindray toa toriana fa telo izay iray , ny Ray, Zanaka, Fanahy : tokony tsy misy tombo sy hala izany?... Dia raha mivavaka hoe: "Avia fanahy ô": mino ve 'nareo fa manatrika Izy sa tsia?..
raha nilaza fa raha misy roa na telo mivory @ anarako dia eo afovoany Aho, sa misy fiomanana "particulier" mihitsy ny fiverenan'i Jesoa?... hie "hiatrika fitsarana"?....Koa 'taoko
na tsy tafaverina mandra-pahalasanantsika Izy 'gnaha tsy ho hadinina amintsika foana izay tsy noefaintsika araka ny tokony ho izy?...:roll::roll::?::wink:
8. fijo ( 20/04/2007 22:01)
taiza izy no nilaza fa hiverina????nisy naheno ve?
9. Veloo ( 20/04/2007 22:11)
8O fijo?
10. Veloo ( 20/04/2007 22:16)
bobone a,

Jereo aky ao matio 24: 29-31
11. rakaroka ( 20/04/2007 22:19)
fijo:

taiza izy no nilaza fa hiverina????nisy naheno ve?

Miala any!:-D:-D:-D
8O Ilay fanekena risoriso ireny izao efa tokony ialana:lol:kanefa 'gné tsy ampy ny faran'ny volana dia ahoana ary sa mba ...:?::?:
:-D:-D:-D
12. cutie ( 20/04/2007 22:22)
tsy tokony hipetraka tsony ny fanontanian araha tena mpino :lol:
raha amiko alou tsy de haiko loatra we hiverina izy .:-D
13. Veloo ( 20/04/2007 22:26)
tsy tokony hipetraka tsony ny fanontanian araha tena mpino


marina izany

raha amiko alou tsy de haiko loatra we hiverina izy .

8O

njy zany tsy mpino o?:(
14. cutie ( 20/04/2007 22:53)
Voalaza teo :
raha amiko alou tsy de haiko loatra we hiverina izy .



njy zany tsy mpino o?

njaso alou hampitombo finoana akia a :-*
15. Veloo ( 20/04/2007 23:07)
hihihihihi:-*:-*:-*
16. ikaretsaka ( 20/04/2007 23:13)
fa nareo ve tsy manao fanekem-pinoana sy mi meditate amin'iny fa de pli vava fotsiny rehefa miangona sy manao saple?
:roll::wink:
17. Fiffi ( 21/04/2007 06:57)
misy de misy marina ireny....indrisy......
18. booboo ( 21/04/2007 07:30)
Miombon-panontaniana @ Ikaretsaka...fa zà tsy manao saple hihihihihi
19. tywa68 ( 21/04/2007 08:13)
bobone : ireo sujets be de be eto ireo ve d tsy nahitànao porofo ?
20. xxx ( 21/04/2007 08:59)
rehefa nanao ny fanasana Izyt@ nankalaza ny paska (jiosy) de hoy Jesosy hoe : "....ZAO NO ATAOVY HO FAHATSIAROVANA AHY ....MANDRA-PIVERIKO INDRAY "

mazava ?

mbola hiverina Izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0673