Finoana( hono oah ry reto an!....)
21. ravakamalala
(
21/04/2007 14:05)
poroko amin inona no tadiavin i bobone?
raha tsy miverina anie izy tsy afaka manome porofo e

23. soanja
(
23/04/2007 03:25)
Ny finoana dia tsy mitaky POROFO. Io no mahafinoana azy. Fa raha tsy izay dia hafa indray no anarany o.
I Jesoa Kristy dia eo anivontsika lalandava rehefa mahalala mitady azy isika!(l)

24. ikaretsaka
(
23/04/2007 04:22)
io ilay hoe ny finoana dia ilay tsy takatry ny saina tsy takatry ny maso sy ny siansa.. fa misitery
Deum de Deo, lumen de lumine, Deum verum de Deo vero.
hoy ny credo.. tsisy fanazavana fa izay fotsiny

25. nathie86
(
23/04/2007 11:57)
ikaretsaka:
fa nareo ve tsy manao fanekem-pinoana sy mi meditate amin'iny fa de pli vava fotsiny rehefa miangona sy manao saple?
:roll::wink:
ka le any ampiangonana ane efa ila ho hay tsianjery mintsy e de lasa pli vava avy eo. :-D
26. ikaretsaka
(
23/04/2007 12:17)
nathie> aoka kosa le...
na hay tsianjery aza.. mba raisina am-po ny dikany ko...:roll::wink:

27. dadie
(
24/04/2007 11:51)
Mpandefa : bobone [ Valio ] 20-04-2007 15:08:34
Lohateny : Finoana( hono oah ry reto an!....)
Hono aoh ry reto an!
"Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo!
Porofoy ary e!"
aona mo no tsy inoana zany? ny profo d tsy itako ze ilazako azy satria efa voataiza tao ny saina am fiverenany d manantena fotsiny sisa :oops:
28. niryna
(
24/04/2007 13:28)
Mitady porofo ve ianao?Aza misalasala ny mitady Azy.Jereo ny voromanidina,ny lanitra manga,ny rivotra mitsoka izay tsy hita maso,ny zavaboary manodidina anao fa efa porofa mivaingana tsy azo hodiantsihita ireo.
Ny tenenao dia efa porofo mivainga ihany koa,avy aiza ny rivotra hiainanao?Tsy hita maso kanefa mifoaka na mandrivotra.Manontania tena hoe iza tokoa moa ianao?ahoana no nahatonga ahy eto? Inona no zavatra miandry ahy?Inona no tanjona tiako atao?Ireo dia porofo izay mahavaly ihany koa fa tsy tongatonga teto ianao fa noho ny herin'ny tompo satria hoy izy vao tany ambohoka ianao dia efa fantany.
Porofo fa hiverina Izy? Ny baiboly no efa porofo tsy azon'iza na iza ho lavina na tsy mino aza izy satria izay rehetra nitantara ny fahatongavany sy ny fitsanganany tamin'ny maty dia efa voasoratra ao daholo ary efa nitranga daholo.Raha nilaza fa ho avy Izy dia finoana ihany koa izany no tokony hiandrasantsika Azy.Nataony ho tanteraka daholo izay voalazany rehetra koa hivily saina indray ve isika ka hanao hoe sao tsy ho avy aza izy fa handainga amin'ity indray mitoraka ity:P:P

29. ikaretsaka
(
24/04/2007 15:45)
ny tena finoana tsy mila porofo izany fa tonga de mino fotsiny ka.
any @ misitery no tena misy ny ara pinoana
"As soon as you look at the world through an ideology you are finished. No reality fits an ideology. Life is beyond that. That is why people are always searching for a meaning to life. But life has no meaning; it cannot have meaning because meaning is a formula; meaning is something that makes sense to the mind. Every time you make sense out of reality, you bump into something that destroys the sense you made. Meaning is only found when you go beyond meaning. Life only makes sense when you perceive it as mystery and it makes no sense to the conceptualizing mind."
Anthony De mello SJ

30. soanja
(
24/04/2007 16:45)

=D=D=D^:^^:^
31. Fiffi
(
24/04/2007 21:36)
ikaretsaka:nefa raha tena mino de tsy misy misitery zany koh !
any @ misitery no tena misy ny ara pinoana
when you perceive it as mystery and it makes no sense to the conceptualizing mind."
33. ikaretsaka
(
25/04/2007 01:42)
fiffi> rehefa mino sy mijery ilay zavatra amin'ny fomba hafa mihitsy tsy vitan'ny concept-ny eritreritrao intsony ianao nefa ekenao... dia tsy misy mistery intsony yyyyyy...
zay le tena mino.:wink:
zay le tena mino.:wink:
it cannot have meaning because meaning is a formula; meaning is something that makes sense to the mind.
35. fijo
(
25/04/2007 05:08)
xxxx fa ngah arah anilaza hono jesosy hoe "mandrapiveriko..."dia tena hiverina lery???? ny taolany aza efa tsy hita trasy ko inona???hiverina aiza..
rakaraoka ,hi hi hiimiala aiza indray ary aho kle

36. majesty
(
25/04/2007 05:25)
Hoy bobone:
Efa hoe Mino ve dia mbola ho porofoina indray e,ny atao hoe mino ange dia hoe "manantena ny zavatra tsy hita,sy miandry ny zavatra antenaina" nefa izany porofo izany mila zavatra hita maso sy azo tsapain-tanana,:D
Hono aoh ry reto an!
"Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo!
Porofoy ary e!"
Efa hoe Mino ve dia mbola ho porofoina indray e,ny atao hoe mino ange dia hoe "manantena ny zavatra tsy hita,sy miandry ny zavatra antenaina" nefa izany porofo izany mila zavatra hita maso sy azo tsapain-tanana,:D
38. majesty
(
25/04/2007 05:37)
tsotra fa tsy mitondra mankaiza le tsy finoana anie ra fijo e,vao maika ary miteraka tahotra sy ahiahy sy horohoro na azo lazaina mihitsy hoe tsy mitondra fiadanam-po mintsy amin'ity fiainana efa mandreraka ny maro ity,donc minoa fotsiny ihany :D
39. niryna
(
25/04/2007 11:37)
majesty:
tsotra fa tsy mitondra mankaiza le tsy finoana anie ra fijo e,vao maika ary miteraka tahotra sy ahiahy sy horohoro na azo lazaina mihitsy hoe tsy mitondra fiadanam-po mintsy amin'ity fiainana efa mandreraka ny maro ity,donc minoa fotsiny ihany :D
=D=D=D=D bravo majesty
40. ikaretsaka
(
25/04/2007 11:40)
raha vao mijery anazy ao anaty formule sy porofo sy saina sy ideolojia dia tsy mety ko