Finoana( hono oah ry reto an!....)
41. ikaretsaka
(
25/04/2007 11:41)
tsy hoe "minoa fotsiny ihany"
tsara io
fa ataovy koa ny asa soa
tsara lavitra
Finoana tsy arahin'asa toy ny maty momoka fotsiny!
tsara io
fa ataovy koa ny asa soa
tsara lavitra
Finoana tsy arahin'asa toy ny maty momoka fotsiny!
44. niryna
(
26/04/2007 05:18)
Efa nanome fampanantenana Izy fa hiverina ka.Hitantsika mivaingana ao amin'ny baiboly izany porofo izany.
Matio 16:27,Matio 24:27,30,31,1Tes 4:16,17 ary Jaona14:3.
Jaona 14:3"Ary raha andeha hamboatra fitoerana ho anareo aho dia ho avy indray ka andray anareo ho any amiko ka izay itoerako no hitoeranareo koa."
Matio 16:27"Fa ho avy ny Zanak'olona amin'ny voninahitry ny Rainy mbamin'ny anjeliny,dia hamaly ny rehetra araka ny nataony."

45. Rasiligaoma
(
26/04/2007 12:34)
ikaretsaka:
ny tena finoana tsy mila porofo izany fa tonga de mino fotsiny ka.
any @ misitery no tena misy ny ara pinoana
"As soon as you look at the world through an ideology you are finished. No reality fits an ideology. Life is beyond that. That is why people are always searching for a meaning to life. But life has no meaning; it cannot have meaning because meaning is a formula; meaning is something that makes sense to the mind. Every time you make sense out of reality, you bump into something that destroys the sense you made. Meaning is only found when you go beyond meaning. Life only makes sense when you perceive it as mystery and it makes no sense to the conceptualizing mind."
Anthony De mello SJ
=D=D=D^:^^:^
io an'i Ika io no hitako fa mety...\
saingy isika zatra sy nozarina tamin'io "porofo porofoy" io ka atao ahoana
46. bobone
(
26/04/2007 13:30)
:DMankasitraka anareo rehetra namaly fa tiako ho fantatra fotsiny fa hay tena mivavaka daholo isika ato! faly be zaho! marina ny teninareo ! misy ny olona miandrandra porofo !
jereo ange i Tomasy e! ilay mpianatry Jesoa ! tsy nety nino raha tsy nahita ilay olatra teny @ tanana sy ny lanivohany! de hoy Jesoa hoe: sambatra izay mahita nefa mino fa sambatra kokoa izay tsy nahita nefa mino ! izany hoe: manana tombony be izany izay tsy mahita akory nefa mino azy !
Marina ny ani Niryna sns! misotra @ andinin-tsoratra masina! manampy ny hafa ireny!
Finoana no base:
izaho mino fa ho avy izy !hoy ny teniny !miambena, mivava fa ho avy toy ny mpangalatra ny fiavian\'ny Tompo.
Tsy miteny fotoana izy na ora na andro fa asainy miambina mandrakariva isika !
sao eo ampanaovana asa ratsy no tonga Izy de ho nenina mandrakizay!

47. Fiffi
(
26/04/2007 15:50)
ka naninona enao no nagakaka porofo ?
"bobone":
"Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo!
Porofoy ary e!"
"bobone":sa fandrebirebena fotsiny ?
izaho mino fa ho avy izy
48. niryna
(
26/04/2007 17:49)
bobone>Tsy misy fisaorana,fampianarana no samy hilaintsika eto koa misaotra anao ihany koa nizara.Marina tanteraka izany hoe mila mihomana isika,misy anefa ny mangataka andro lava.Misy tantara marina iray ity,tovolahy 21 taona no noresahina ny tenin'Atra ka izao no navaliny "aleo aho aloha hanao fiaianana fa mbola tanora".Nitondra moto nivoaka izy ity ary dia voan'ny accident ka tapitra ny ainy.Ny fanontaniana dia hoe mbola afaka niantso an'Atra ve izy tamin'ny fotoana nahavoa azy na talohan'ny ialany aina.Hanatra ho antsika izany satria tsy misy mahalala izay mety ho ahazo ahy na ianao.
49. cutie
(
26/04/2007 23:04)
: Fiffi [ Valio ] 26-04-2007 17:50:47
Lohateny : Re : Finoana( hono oah ry reto an!....)
ka naninona enao no nagakaka porofo ?
Hoy i bobone:
"Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo!
Porofoy ary e!"
Hoy i bobone:
izaho mino fa ho avy izy
sa fandrebirebena fotsiny ?
mba mangatak ny hevitry ny naman koa:lol:
50. bobone
(
30/04/2007 14:32)
Fiffi: misaotra anao ! marina fa nangataka porofa aho mba hain'ny olona ve le resaka na azon'ny olona ato! ahalalana koa fa tena mahay soratra masina ny namana ato ! tsapako fa tena mahay ny rehetra ! mahafinaritra
:D:D Tsy fandrebirebena koa fa fisintonana ny saintsika fa mandalo ny eto ka tsy tokony ho varimbariana @ izao fiainana izao e! fa hahatsiaro mandrakariva fa ny fahasoavan'Atra no nahatoy izao ahy sy enao ary isika rehetra! mbola afaka miresaka ! mifanakalo hevitra!
misy anie tsy mahalala e! ka eto no mety ahalalany izany ! na resaka andinin-tsoratra masina fotsiny aza!
koa mahereza daholo!ry namana !!!:):)