3 vavy vao2

1. salmo1 ( 23/04/2007 14:45)
Tady hazaka sipa vao2 anakitelo aho, de avy eo tsy hitako zay hanaovana azy...

- 1 sipa marron internet sera2.

- 1 sipa chat amerika latina.

- 1 sipa spaniola mpiray tanàna.

Mapte hanao :* daholo ny tarehandry takaka:?:-P

Marina mintsy kou ilay fitenenana iny oe: maso mijery tsy mitondra mody ^:^




novalian'i Tokinao ny 26/04/2007 19:04
2. cutie ( 23/04/2007 14:48)
:-D:-D:-D:-D
3. kally ( 23/04/2007 17:09)
Angamba ny an'ity Salmo ity izay vehivavy miarahaba azy dia lazainy fa mitady ho zakany:-D:-D
vava miarahaba koa tsy mitondra mody rasaly a!
4. salmo1 ( 23/04/2007 17:19)
Lazaiko aminareo ny marina:

Hoy ilay ato @ sera2:

- Eny wa, tiako enao lol

- hihi (fotsiny no navaliko azy)

Hoy ilay any Amerika latina:

- Tongava aty aminay e, manao vakanse fa hasaiko avy hatrany elah raha hoavy hitsidika...
- Endraso alou eritreretina zany @ manaraka.

Hoy ilay eto @ tanàna:

- Slt! salmo1, homeo :* zah.
- ¡ Hola! ¿como estas?

Mirediredy ve zah:?:


5. cutie ( 23/04/2007 17:21)
ie :-D:-D:-D:-D
6. rakaroka ( 23/04/2007 18:07)
Hi!hi!hi!
Tsy efa firy moa izany miampy lé taloha:roll:
=))=))=))=))
7. fasaly ( 23/04/2007 18:11)
rakaroka:-D:-D:-D:-Dry jojika sy ry patch , :-D:-D:-D
8. simplex ( 23/04/2007 18:12)
bien lesy rasaly a ^:^^:^

Fa ity alou ny pasy atoro an'la:

* aza d variana loatra @ joba ela fa sao miesona eo. Tsy voatery ho serieux be manakipy maso refa misy joba mitsiky akory fa manaraka priorite fotsiny. okay :)

* aza koziana @ sipa ketriketrehan'la hafa hoe misy sipa tara amiko ary ;-) sao d tsy poinsa eo kle :°)

* IMPORTANT: ra vao kally no miarahaba an'la d tsy tara @ la izy zay :°);-)
9. fasaly ( 23/04/2007 18:16)
taotsa fona kou zà am lay hoe rasaly:°):-P
10. salmo1 ( 23/04/2007 18:31)
* IMPORTANT: ra vao kally no miarahaba an'la d tsy tara @ la izy zay
:-D:-D ok, fa zah mbola tsy niresaka t@ kally pv
11. xxx ( 23/04/2007 19:46)
salmo, tiako anao
12. xxx ( 23/04/2007 20:02)
je t'aime salmo.....!:-P(l)
13. xxx ( 23/04/2007 20:28)
salmo1:
Mirediredy ve zah:?:
tena efa mivaha mihintsy fa tsy hoe mirediredy fotsiny!inona no hamakiko loha @ zay sipa zakanao any?


14. salmo1 ( 23/04/2007 21:04)
xxx:
inona no hamakiko loha @ zay sipa zakanao any?
enao aza efa manakiana ny sipa zakako, zany ve enao no tsy mamaky loha:?::-D
15. cutie ( 23/04/2007 21:06)
:-D:-D:-D:-D
16. xxx ( 23/04/2007 21:08)
salmo1:
enao aza efa manakiana ny sipa zakako,
ny t....y mbola tsy afaka ka hoe matikambo nahazaka sipa aaa oeeeeee be resaka ssssss


17. salmo1 ( 23/04/2007 21:12)
xxx:
ny t....y mbola tsy afaka ka hoe matikambo nahazaka sipa aaa oeeeeee be resaka ssssss
tsy tiany xxx hanana sipa anga zah:?:
18. dongadonga ( 24/04/2007 04:45)
:-Dhhi hiii :lol:
19. sasa ( 24/04/2007 06:00)
:-D:-D:-D:-D
20. mamzelkely ( 24/04/2007 06:13)
de mahaiza ftsn mojongle ry salmo aa hisy tsara noho izany ve 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1341