3 vavy vao2

21. nathie86 ( 24/04/2007 06:54)
salmo mbola averiko ndray le hoe aza dedaka:-D:-D:-D:-D:-D.
22. Fiffi ( 24/04/2007 06:56)
dedaka mihintsy :-D:-D:-D:-D:-D
23. lancia ( 24/04/2007 08:33)
refa nandinika sy nisaina ah de try manenjika sipa ianao ry salmo1 fa enjehin'ny sipa,hihihi
24. tsiafoi1 ( 24/04/2007 11:15)
Batao daholo ze zaka raSalmo a! Rahoviana enao no hahafeno lava-drano e! Ze reraka aloha ihany no mitambokona an! :lol::D

Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora, ary aoka ny fonao hampifalifaly anao @'ny andro fahatanoranao ; ka mandehana any @'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao ; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina ianao @'izany rehetra izanyJereo Mpitoriteny 11/1-2:wink:
25. xxx ( 24/04/2007 11:33)
salmo1:

Tady hazaka sipa vao2 anakitelo aho, de avy eo tsy hitako zay hanaovana azy...

- 1 sipa marron internet sera2.

- 1 sipa chat amerika latina.

- 1 sipa spaniola mpiray tanàna.

Mapte hanao :* daholo ny tarehandry takaka:?:-P

Marina mintsy kou ilay fitenenana iny oe: maso mijery tsy mitondra mody ^:^








Félicitations :-D
26. nathie86 ( 24/04/2007 12:13)
xxx sy slamo1 ary ve iray ihany eh:?:
olona iray miafina ao anity ps roa rigolo:-D:-D:-D
27. salmo1 ( 24/04/2007 12:30)
nathie86: Non
28. pimaso ( 24/04/2007 13:01)
salmo1 : "Tady hazaka sipa vao2 anakitelo aho, de avy eo tsy hitako zay hanaovana azy...
- 1 sipa marron internet sera2.
- 1 sipa chat amerika latina.
- 1 sipa spaniola mpiray tanàna.
Mapte hanao daholo ny tarehandry takaka
Marina mintsy kou ilay fitenenana iny oe: maso mijery tsy mitondra mody"

omeo an'i salmo2 ny ( sipa chat amerika latina. )
dia an'' salmo3 ny ( sipa spaniola mpiray tanàna )
Dia basy !
tandremo sao tsy ho arakin'ny hoza-pe aza!
29. nathie86 ( 24/04/2007 13:53)
slamo1> non bien fondé ve io:-D:-D:-D
30. lapino ( 24/04/2007 14:15)
salmo1:
Marina mintsy kou ilay fitenenana iny oe: maso mijery tsy mitondra mody ^:^
Indrisy ry aterineto ...
31. nathie86 ( 25/04/2007 14:05)
lapino:

salmo1:
Marina mintsy kou ilay fitenenana iny oe: maso mijery tsy mitondra mody ^:^
Indrisy ry aterineto ...

fa nga mo :roll:

32. ravakamalala ( 26/04/2007 13:04)
=))=))=))
33. pimaso ( 26/04/2007 14:08)
;-)
;-)
;-)
34. Tokinao ( 26/04/2007 19:04)
:) hono de ampy e! misy zavatra matsikaiky kay aty anaty forum aty 'ko :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0625