3 vavy vao2
1. salmo1
(
23/04/2007 14:45)
Tady hazaka sipa vao2 anakitelo aho, de avy eo tsy hitako zay hanaovana azy...
- 1 sipa marron internet sera2.
- 1 sipa chat amerika latina.
- 1 sipa spaniola mpiray tanàna.
Mapte hanao :* daholo ny tarehandry takaka:?:-P
Marina mintsy kou ilay fitenenana iny oe: maso mijery tsy mitondra mody ^:^

répondu par Tokinao le 26/04/2007 19:04
3. kally
(
23/04/2007 17:09)
Angamba ny an'ity Salmo ity izay vehivavy miarahaba azy dia lazainy fa mitady ho zakany:-D:-D
vava miarahaba koa tsy mitondra mody rasaly a!
vava miarahaba koa tsy mitondra mody rasaly a!
4. salmo1
(
23/04/2007 17:19)
Lazaiko aminareo ny marina:
Hoy ilay ato @ sera2:
- Eny wa, tiako enao lol
- hihi (fotsiny no navaliko azy)
Hoy ilay any Amerika latina:
- Tongava aty aminay e, manao vakanse fa hasaiko avy hatrany elah raha hoavy hitsidika...
- Endraso alou eritreretina zany @ manaraka.
Hoy ilay eto @ tanàna:
- Slt! salmo1, homeo :* zah.
- ¡ Hola! ¿como estas?
Mirediredy ve zah:?:

8. simplex
(
23/04/2007 18:12)
bien lesy rasaly a ^:^^:^
Fa ity alou ny pasy atoro an'la:
* aza d variana loatra @ joba ela fa sao miesona eo. Tsy voatery ho serieux be manakipy maso refa misy joba mitsiky akory fa manaraka priorite fotsiny. okay :)
* aza koziana @ sipa ketriketrehan'la hafa hoe misy sipa tara amiko ary ;-) sao d tsy poinsa eo kle :°)
* IMPORTANT: ra vao kally no miarahaba an'la d tsy tara @ la izy zay :°);-)

10. salmo1
(
23/04/2007 18:31)
* IMPORTANT: ra vao kally no miarahaba an'la d tsy tara @ la izy zay:-D:-D ok, fa zah mbola tsy niresaka t@ kally pv
13. xxx
(
23/04/2007 20:28)
salmo1:tena efa mivaha mihintsy fa tsy hoe mirediredy fotsiny!inona no hamakiko loha @ zay sipa zakanao any?
Mirediredy ve zah:?:
14. salmo1
(
23/04/2007 21:04)
xxx:enao aza efa manakiana ny sipa zakako, zany ve enao no tsy mamaky loha:?::-D
inona no hamakiko loha @ zay sipa zakanao any?
16. xxx
(
23/04/2007 21:08)
salmo1:ny t....y mbola tsy afaka ka hoe matikambo nahazaka sipa aaa oeeeeee be resaka ssssss
enao aza efa manakiana ny sipa zakako,
17. salmo1
(
23/04/2007 21:12)
xxx:tsy tiany xxx hanana sipa anga zah:?:
ny t....y mbola tsy afaka ka hoe matikambo nahazaka sipa aaa oeeeeee be resaka ssssss