Mitsingevana

1. tsoupou ( 23/04/2007 12:56)
Ankamantatra Reprise :
Nisy olona iray, ilay Mpanavotra izao tontolo izao (samy manana ny azy io dé tsy tononiko ny anarany). Tonga teto Mada izy rehefa avy nitsangana t@ maty. Nisy ny adala tsy nino fa izy io ka ni-testé azy hoe "Mandehana ary ery am ranon'anosy ery".
Dé nandeha izy ARY tsy nilentika.
Naninona ary izy no tsy nilentika.
novalian'i nathie86 ny 25/04/2007 14:25
2. booboo ( 23/04/2007 13:33)
ritra ny rano ? :-D
3. sitlo ( 23/04/2007 14:28)
matoatoa
4. Stretch ( 23/04/2007 16:40)
:-D feno tsikafona anosy , na mety tam mbola fotsy ny anjely .
5. lancia ( 24/04/2007 09:00)
nannin tokoa ary???
6. scorpion ( 24/04/2007 10:01)
tsy nilentika izy satria ny ranon'anosy dia marivo dia marivo. Ny vorom-potsy aza mitsangana eo ny ranjony aza tsy difotra
7. kelly13 ( 24/04/2007 10:30)
tsy nilentika izy satria miracle mon ami
8. nathie86 ( 24/04/2007 12:26)
satria io ilay anjely nolokoina fotsifotsy eh de lasa sary vongana izy :lol:
9. infinity ( 24/04/2007 21:03)
:-D....satria nisy lavaka ny tongony ve dia nidiran'ny rano...tsss lol!
10. pimaso ( 25/04/2007 08:07)
satria eritreritr'ilay adala ilay izy
;-)
11. Dezy ( 25/04/2007 10:36)
nitsangana teo amboniny Rotsirosty izy
12. mamzelkely ( 25/04/2007 11:11)
io ndray Dezy sy i rotsirotsy :-P:-D:-D:-D

tô ôtrany marina io velitenin'i scorpion io klé :roll::-D:-D:-D
13. nathie86 ( 25/04/2007 14:25)
infinity:

:-D....satria nisy lavaka ny tongony ve dia nidiran'ny rano...tsss lol!

tsy possible mintsy kosa aloha eh

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0849