joyeux anniversaire rrasoa

1. ftma ( 23/04/2007 09:37)
Mirary soa sy fahasalama mandrakariva akia dia miandry anjy hiverina anao sambossa à la coupe :wink:
bisou mamy :-*
novalian'i ANARIM ny 30/04/2007 10:23
2. booboo ( 23/04/2007 09:59)
joyeux anniversaire rrasoa ô :-*. Mirary soa sy fahasalamana hatrany kounkou.
Efa vonona ny mpaka sary fa miandry anao handihy an'lé "miala any, miala any eeee, miala any bezesita" sisa hihihihihihi.

manao fety finaritra :-*:-*:-*
3. Samoana ( 23/04/2007 10:20)
Arahaba ary dia mirary soa sy sou mitafotafo ho andry hatrany rrasoa a:-*
4. vale ( 23/04/2007 11:06)
Bonanifff' rrasoa:wink::-*:-*:-*:-*:-*
5. sipagasy ( 23/04/2007 11:17)
mmhhhh dia arahabaina izany aloha e!, manaova fety sambatra ianareo any e!!!!:D:-*
6. mihanta ( 23/04/2007 11:25)
bon annif njy ma copine d ho tratra antitra é.hifampizaràna eo ihany ny gateau:-*
7. fasaly ( 23/04/2007 12:05)
bonnanifff eeeeeeeeeeeeeeeeeee!:-*
8. vanjanofy ( 23/04/2007 12:15)
da bonne anniv koa njy da:D Anjemanntsa hitah da :-/ny vady hanafosafo rah efa da :oops:ny sipa tsy ampraff ra misy da:arrow:.............:lol:
9. dadie ( 23/04/2007 12:52)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]

joyeux anniversaire eeeee
10. rrasoa ( 23/04/2007 12:59)
Misaotra antsika rehetra nahatsiaro ary samy ho tratran'ny azy tsirairay avokoa e.
Miala tsiny fa mamaly global fa tsy eto antoerana dia tsy misy connexion fa mandalo fotsiny.
Biz daholo
11. tywa68 ( 23/04/2007 15:24)
Bon anniv rrasoa a ! mirary soa sy fahasalamàna eeeee:-*
12. mandrak ( 23/04/2007 18:02)
joyeux anniversaire rrasoa kely :-*
13. simplex ( 23/04/2007 18:15)
joyeux anniversaire rrasoa kely :-*

milay kosa ny anaran'i rrasoa an :)
14. mbaliana ( 23/04/2007 19:45)
bonne annif rrasoa dia aza adino ny gateau e .. teteho ao ihany aloha le laisoa e :-D:-D:-D
15. lancia ( 24/04/2007 08:13)
:-*:-*:-*bonanif rrasoa ô!:-*:-*:-*:-*
16. ftma ( 24/04/2007 08:20)
teteho ao ihany aloha le laisoa e
mbaliana adino ny karoty :wink:
rrasoa aza adino mitondra anjara gateau hoanay an
17. rrasoa ( 24/04/2007 16:20)
satry foana ho fety ny andro !!!! alefako kronoposta ny gatô fa avelao daholo ny adiresy
18. Ralay ( 24/04/2007 16:49)
Ny ahy efa laniko fa natsiro an satry foana marina hoy ilay hira :*
19. booboo ( 25/04/2007 11:02)
fa ahoana Ralay no nahazo gatô sahady ? tsy rariny !!!

rrasoa > dé refa mandefa ho anà enao dia mbola asio an'izao eo ivelany hoe "extrêmement urgent" ! :-D:-D:-D. Efa nalefako any ny adiresy :-D:-D:-D:-D
20. Fiffi ( 25/04/2007 11:25)
iza zany rrasoa zany ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0962