joyeux anniversaire rrasoa

21. Ralay ( 25/04/2007 13:09)
booboo: Ka zah nandefa adresy mialoha anie :lol:
22. rrasoa ( 26/04/2007 15:44)
gateau ny fatma efa nalefako any koa, booboo efa nalefakoa le gatô, ny kilalaka manaraka avy ao aoriana
23. ari.malala ( 27/04/2007 07:16)
tara train lalandava, miarahaba aky d mirary soa a! d mbola mety mahazo gatô v za? :roll:
24. rrasoa ( 27/04/2007 17:03)
zay vo tena merci ry zareo fa am heritaona ndray sika zany mifety le ambiny, tsisy taraiky akory ry arimalala fa mbola ho ela vao hananiky ny 100 taona sika
25. Ralay ( 28/04/2007 09:51)
Zah mbola hanao revansy @lay gato tsarabe de ahoana zany :roll:
26. ANARIM ( 30/04/2007 10:23)
mirary soa (mieux vaut tard que jamais n'est ce pas?)zà koa ato akia tena sempotra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0914