fivavahana sy fahefana
1. fijo
(
24/04/2007 23:01)
salam aby.
raha dinihana,ny bokimpivavahana,dia hita fa nahilika foan any vehivavy.
fony mbola mpianatra ry zalahy ,dia efa nanilika an'i maria magdalena,ary nanaratsy azy ho mpivarotena sns.
i piera moa dia toa nifandona matetika tamin'ity vahivavy ity matetika.
ary ao anaty boky dia anhena be ny soratra milaza ny mombamoba an'ity vehivavy ity.
raha ny boky ihnay anefa no zoina dia i maria magdalena no nisehoan'i lery voalohany "hono" fa za tsy mino.
ary lery dia namela an'i maria hitory toy ny mpianatra rehetra.saingy i piera moa no lasa papa voalohany rah atsy diso aho,ka dia noezahany natao izay tsy handrenesana ity vehivavy ity.
izany hoe ny ady fahefana dia ao ampiangonana koa,ary hita taratra mandrak ankehitriny moa izany.
ry piera mantsy dia mitory fa ny lalana mankany amin'ny famonjena dia tsimaintsy mandalo amin'ny fiangonana,na fiombonan'ny mpiara mivavaka io.
i maria kosa toa mitory ,fa ny lalana mankany amin'ny mandrakizay;dia ny fandraisanao an'i kristia ao aminao.tsy mila fiangonana io,fa enao ihany dia hafaka ahavita ny fandraisanao azy.ka tahotra ve ny an'ny fiangonanana??????

novalian'i Rasiligaoma ny 30/04/2007 14:29
2. soanja
(
25/04/2007 00:39)
Hoy Fijo>
i maria kosa toa mitory ,fa ny lalana mankany amin'ny mandrakizay;dia ny fandraisanao an'i kristia ao aminao.tsy mila fiangonana io,fa enao ihany dia hafaka ahavita ny fandraisanao azy.ka tahotra ve ny an'ny fiangonanana??????
Ekena dia ekena ny hevitrao eto.
Saingy ny indro kley fotsiny dia tokony tsy natao hampatahotra ny fiangonana fa hanamora sy hanalefaka ny fifandraisanao amin'i Kristy. Betsaka manko ny olombelona no tsy mahalala izany fa zatra mandray fotsiny fa tsy mikaroka. Dia ny fiangonana no fantsom-pitahiana amin'izany.
Zany hoe afaka mivavaka irery tsy mila fiangonana i Fijo saingy mankahery kokoa raha hiombonana ny fiderana an'Andriamanitra.
Le resaka vehivavy indray dia hatramin'izay ka hatramin'izao dia mbola tsy hitako ny ten ahoe tontolon'i vehivavy. Ezaka ho an'ny tsirairay ny mandray ny tenin'Andraimaniatra ho sakafo mahavelona. Ka raha toa ka ireo teny maharary, izay betsaka ao amin'ny baiboly momba hy vehivavy no hitanbao dia aza manahy fa misy boky hafa na toerana hafa hampamirapiratra io san-tananan'Andriamaniatra io (ny vehivavy) saingy mbola tsy takatry ny tao amin'ny baiboly izany tamin'izany fotoana izany.
Tadidio fa olombelona no nampivondrona ny teny ao anaty baiboly ary tsy voatery ho tenin'Andriamnaitra daholo ny ao.
Mahereza hatrany ry namako mikatsaka fa ho hitanao le izy tsy ho ela. :-*:-*:-*:-*:-*:-*

3. ikaretsaka
(
25/04/2007 01:55)
misy mahamarinany an'i fijo,
fa ity no tsy ekeko
afaka mahita ilay "lalana sy fahamarinana ary fiainana" aby anie isika rehetra ...
fa raha mijanona fotsiny eo anefa ka tsy haninona tsy haninona dia ho eo foana... ary mety ho voahitsaka eo ny iafarany
ohatran'ny hoe iny.. RN4 mankany Majunga! mahay izany aby... (io ilay natoron-dRamadelenina)
fa ny fiangonana no "fiara mitondra any":wink:
fa ity no tsy ekeko
tsy mila fiangonana io,fa enao ihany dia hafaka ahavita ny fandraisanao azy.
afaka mahita ilay "lalana sy fahamarinana ary fiainana" aby anie isika rehetra ...
fa raha mijanona fotsiny eo anefa ka tsy haninona tsy haninona dia ho eo foana... ary mety ho voahitsaka eo ny iafarany
ohatran'ny hoe iny.. RN4 mankany Majunga! mahay izany aby... (io ilay natoron-dRamadelenina)
fa ny fiangonana no "fiara mitondra any":wink:
4. fijo
(
25/04/2007 04:57)
tsy za no niteny an'io fa maria ka."gnostique"
soanja,ry zalahy mpianatra toa tena nanilika an'i maria mihintsy ka.natahotra ry zalahy fa toa nahazo vahana be teo amin'i ralavavolo i ramatoa io."ka sipa kosa ko"hany ka natao izao fanaratsiana rehetra izao.

5. majesty
(
25/04/2007 05:30)
Tsy dia tena hoe nailika foana ny vehivavy tao amin'ny soratra masina ry fijo fa amin'ny hoe "ny lahy no lohan'ny vavy tahaka an'i Kristy lohan'ny fiangonana" dia saika ny lehilahy foana no voatonona,kanefa na izany aza maro ireo vehivavy izay nanana ny maha izy azy sy noresahana tao amin'ny soratra masina raha tsy hiresaka afa tsy ry Rota,Dorkasy,Tabita ... sns
6. rakaroka
(
25/04/2007 06:10)
Misy marina aloha ny tenin'i Fijo mikasika ny hoe "nailika ny vhv taloha", ary tsy tao @ baiboly ihany saingy vokatry ny sain'ny "olona" indrindra no
nahatonga izany amiko:fa "ankehitriny" toa efa maka ny toerany eo @ fitantanana sy famolavolana ny fhm
rizareo: "tant mieux!".
Sady misy soratra maron'ny baiboly koa, mety tsy ny tsindrimandrin'Atra loatra no nanosika ny penina fa ny zava-nisy niainana "à l'époque". tahaka ny hoe
"mamaly ny heloky ny ray @ zanany" sns....tsss hoa Atra "rancunier" ve?... TSIA. Donk izaho dia tsiponiko tahaka ny namana MARO mitsipona "versé
biblique" ny teny fa mba any @ ilay tena heveriko fa nisy ny "inspiration divine" no hakako "inspiration "ivelomana" fa any @ zavatra poak'aty, tsy mifikitra loatra @ iny aho!:wink:

7. rakaroka
(
25/04/2007 06:20)
Mikasika ny "fiangonana" : marina fa ny tsi1/1 dia
afaka sy tokony hi-s'épanouir individuellement @ toerana sy sehatra ary vanin'andro iainany n'aiza n'aiza, raha misy izany "tsara" fa misy olona sady tsy hita ao am-piangonana no tsy hita n'aiza n'aiza!
Mila sehatra ara sosialy sy fhm ivelarany 'ngamba ny tsi1/1!
Ka raha fiangonana no misy, tsy ny handrava izany no tanjona fa ny ijoroany "hanaraka" ny sitrapon'Atra"fa tsy sanatria ny "sitrapon'ny olona" no hanjaka @ izany ka naharonga an'i Jesoa nilaza hoe ny tranoko
dia tsy zohy fieren'ny jiolahy!:lol:

8. Fiffi
(
25/04/2007 07:19)
fijo:fijo: tahotra am inona akia io ? matahotra inona ny fiangonana ?
i maria kosa toa mitory ,fa ny lalana mankany amin'ny mandrakizay;dia ny fandraisanao an'i kristia ao aminao.tsy mila fiangonana io,fa enao ihany dia hafaka ahavita ny fandraisanao azy.ka tahotra ve ny an'ny fiangonanana??????
12. xxx
(
25/04/2007 20:17)
Ary angah mino ny fisian'ny "lery" indray ra-Fijo. Sady ranamana toa tamana eto @ity Forum : Fivavahana sy Finoana ity an.
14. fijo
(
25/04/2007 22:34)
xxx ny tsy finoana tsy midika hoe tsy tsara ny miresaka le zavatra ka.
fifi ,matahotra ny fiangonana satria raha mahazo laka ny vavy,ohatra lasa papa,dia hanomboka hamoaka ireo fikarohana miafina maro misy sy fantatra nefa tsy aseho,ka aleo hipirina.
ny fiangonana mantsy vao misy mikaroka lalinakokoa,dia avy izy hiezaka ny hisakana izay

15. Rasiligaoma
(
25/04/2007 23:16)
ka ialahy ve ry fijo mba tian'ialahy raha ao an-trano dia ho very laka fa i Rafotsy no maitre ao? mino aho fa tsia!
hmm?
hmm?
16. Fiffi
(
26/04/2007 15:47)
heu...de mba ho possible ve zany hoe ho lasa pape zany ny vhv ? ny kato aza tsy misy pretra vavy koh !
18. Rasiligaoma
(
26/04/2007 19:37)
fa tsy mety izany ara tsoratra masina ka
ny lahy hono ny lohan'ny vavy...
ny lahy hono ny lohan'ny vavy...
20. Rasiligaoma
(
27/04/2007 08:35)
fiffi
http://www.dailymotion.com/relevance/search/francis%2Bturbo/video/x1e9uh_francis-film-visa/1
dia ingao ny tongotra