No Paradise on Earth

1. Jeankely ( 24/04/2007 06:01)
There is no Paradise on Earth everyone must work hard. Poverty and corruption is inter-related. The Malagasy population need to see and imitate the best example from the "NGETROKA" and "MAHITAHITA". Punishment is good for wrong people. No discrimination and every people must be under the law. "Law is Law". There is no benefit for the Malagasy to support all corrupted people. The world Bank and the other international organisations know the existence of big corruption made by the "NGETROKA", why you try to explain that the wellknown corrupted people here are innocent. Even they are responsible and member of the government, the Malagasy population don't need them and like to see them in jail.
répondu par Jeankely le 29/04/2007 03:29
2. Fiffi ( 24/04/2007 06:26)
avadio fa tsy maharaka eh !:roll:
3. mamzelkely ( 24/04/2007 08:04)
4. kelly13 ( 24/04/2007 10:25)
ngetroka sy mahitahita iany no soratra azoko :°) sisan'izay maizina beuuuuuuuuuuuuuu mila jirama
5. Jeankely ( 24/04/2007 10:41)
Misaotra betsaka. Hanitsy ny nataoko aho. Misy manoratra teny Paraparantsay mantsy ka mba nanoratra maizina aho. Ny tiako soratana dia hoe. Tsy misy mana milatsaka avy andanitra ary tsy misy Paradisa eto antany. Ny Malagasy mila ohatra velona ary mendrika fa tsy ny vahoaka madinika no lazaina vendrana sy tsy manaradalana nefa ireo vaventy manao ny tsy mety ezahina harovana. Rehefa vandana dia kary na iza io na iza. Na mpitondra aza izy abaribario ny tsy mety ataony fa tsy ny tsmety hataon'ny mpitondra no hanamarinanao ny tsy mety sy risoriso vitanao. Enjehin'ny lalana daholo n'iza izy n'iza. Ary ireo olona tsy manantsiny kosa diso ireo mahalala raha tsy miditra vavolombelona manavotra ireo tsy manantsiny. Tsy horakoraka sy fandrangitana io fa mirotsaka dia miakatra sy manazava fa olomendrika izay enjehin'ny fanjakana. izaho manokana dia miaro ary tena tsy manaraka ny fanenjehana olona tsy manantsiny. Aza adino fa mijaly ary malahelo daholo ny zanaky ny mpangaropasy sy mapendaka voagadra saingy izay tratra dia tokony hanefa.
6. bazylou ( 24/04/2007 11:37)
ahoana ary no hanarahanao lalana izay namboariny manokan aho avantaziny sy ny fianakaviany??
NY olo tsotra anie izaono tena masaka satria izy tsy misy ho sarangotina e!!
MAndrevy be ianao ry jeankely ary tsy hisy mandrak'izay ao Mada io satria nahoana hoy ianao ,
1- ny prezda rehetra teo dia samy nanao ny constity sy ny lalana ho azy sy ny fianakaviany. Jereo ilay constity vaivao fa ny 60%n'ny fitondrana dia raprezy no mitondra azy , na y depute st ny senateur aza tsy manana pouvoir betsaka noho izy, ary sonia fotsiny no ilana azy ao amin'ny map sy constity.
2-Misy tombo sy hala ny gasy rehetra ary tsy mitovy ny zon'ny gasin'andafy sy ny gasy ao an toerana , eny fa na dia ny any andafy aza no mamelona ny ao an -toerana.
3-Tsy misy rafitra maty paika na sosialy n asakafo na haino aman-jery na koltoraly, ; hafa ny an'ny deba feno bd gasy amin'ny teny gasy.
4 - raha hanao zavatra any Mada ianao dia sarotra dia sarotra ny ttsy na hivarotra voanjo eo amaoron dalana aza satria , mila 1 volanamahery vao vita daholo ny sonian'ny direketra.Donc tsy maintsy misaosy foana na iza eo na iza.Toa an'izany daholo ny administration gasy rehetra na ambasady aza.

TSY MISY ZAVATRA STABLE AO MADAGASIKARA FA MIOVA HATRANY ARY NY OMALY TSY ANIO MIHITSY!!!
MAzotoa fa io no nofidianareo e!!:-D:-D:-D:-D:-P:-P
7. Jeankely ( 24/04/2007 12:33)
Izaho tompoko dia tsy tany Mada tamin'ny andron'ny Fifidianana roa nifanesy ary tsy any aho izaho saingy na halabato io na tsy halehany Malagasy aho ary manaja izany fa tsy vazaha aho na tsy any aza. Izay tonga eo na miverina eo ny olona handraindrainao dia manaiky aho fa President izay eo. Manaja izay safidin'ny vahoaka aho tompoko ooo.
8. nathie86 ( 24/04/2007 13:18)
ra i Bazyl no president angamba vao maika hirongana tanteraka i Madagascar.
Ny fiovana r'se tsy vita ao anatiny 6 na 7 taona an. Mila maharitra ra te anana ny tsara.
Aleoko iany t@ andron'ny faha-panjaka t@ reny mantsy tsy miova matetika ny mpitondra.
9. bazylou ( 24/04/2007 21:29)
tsy ratys ilay argimantanao ry nathie86, ny olana anefa dia haharitra 25 taona izany ity le8 ity satria tianao hiova ny pokona sy ny mpitondra!! satria raha tsy io 25 taona io tsy miova ny gasy!! non???
10. bazylou ( 24/04/2007 21:31)
tsy tokony himenomenona ianao raha pauvre foana ny gasy satria io no mamim bahoaka hoy aiano e!! ka reveo ao daholo e
11. Jeankely ( 25/04/2007 04:06)
Mazava ho azy fa tiavinay mihintsy ny fiainanay na mahantra sy fadirnovana azy eeee. Miafy vao mahavita zavatra fa tsy zatra ny risoriso ka rehefa sakanan'ny sasany dia mimenomenona avy lavitra. Ny Malagasy mila mahafantatra ary efa mahafantatra fa miafy izy, mampianatra ny zanany, mitady fa tsy tolorampotsiny. Niarahanahita ny Directeur tsy mahafantatra ny asa tokony ataony fa mapnohana ny mpitondra izay tena hitabe tamin'ny fitondrana taloha. Misy izany izao saingy mipitika vetivety rehefa tsy mamokatra. Io no lanin'ny vahoaka ary Malagasy izahay tsy menatra ny ho Malagasy. Diniho tsara izay hijanonanareo any amin'ny fiadanana sy harena be any Frantsa fa misy olona nianatra sy mahay noho ianareo any Madagasikara tsy menatra ny ho Malagasy.
12. lamie ( 25/04/2007 12:33)
marina ny an'ise ry jeankely, ny fitiavana ny tanindrazana no tokony andriandrianina,hoy njakatiana"mifalia fa malagasy",nefa nofy izany paradisa antany izany,raha mahita ianareo ilazao ny namama e!
13. 147 ( 25/04/2007 16:56)
ary hono hoe ry bazylou:fa maninona ise no manevateva ny mpanohana ny filoha ra8 nefa ise manohana mafy ny mpitondra taloha tsy misy manevateva ,tsy misy manmbanimbany ,tsisy manao vava hafahafa an'ise na 1 aza??????samy afaka manohana ny tiany fa tsy hoe ny an'ise ihany no tena fanaperana dia tsy tokony hanohana hafa ny sasany??????ny fiten'ise tena tsy mendrika !
14. fijo ( 25/04/2007 22:07)
ka ny an'i bazy anie hafangarony ny taolan asy ny alika e
15. bazylou ( 26/04/2007 00:17)
ka ny alika jamban'ny taolana ary izahay tsy minomino foana!!
Ianao no tena jamba satria izahay dia efa ela no nopain'ny sasany, tsy nampihena ahy anefa io......
16. nathie86 ( 26/04/2007 13:53)
bazyl> fa nga mo tsy le mpitondra teo aloha no jamba eh.:-D
17. toovs ( 26/04/2007 23:14)
Jeankely:
. Even they are responsible and member of the government, the Malagasy population don't need them and like to see them in jail.


milay be ry jean kely ireo kôzy rehetra ireo. Saingy nofy ihany rah ny mpitondra no higadra noho ny halatra sy hosoka ary fanambakana ataony.

me too, I wanna condamn them but they own the law, they create the law for their benefit.
18. paris10 ( 27/04/2007 15:17)
ary tezitra rabazyl zao zalahy!hay ve rehefa tenen'ny hafa dia kepoka e!:lol::lol::lol::lol:
19. tamberina ( 28/04/2007 11:31)
milamina fotsiny fa raha hanaratsy ny tanindrazana no atao mahamenatra,gasy rà isika ary tsy ho aiza fa na any lavitra aza tiavo ny tanindrazanao!
20. Jeankely ( 29/04/2007 03:29)
Misaotra anao Tamberina. Hitanareo tsara ry Bazylou sy ny forongony fa maro ny tia an'i MADAGASIKARA TANINDRAZANAY. Mijoroa hatrany ry tanora ary aza manaraka ny sain'olona "mpijapy train". Mianara, mikaroha ary miasa fa misy farany ny zavatra rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0466