vao2 mila hevitrareo e
1. tifiana
(
21/04/2007 14:26)
manaôna dôly e
izaho dia gasy vao tonga eto france,fa ny dadako dia metis vazah,nationalité vazah.izahay moa dia misoratra aminy,saingy ts légitime izy sy ny reniko,ary marihiko eto fa ts mbola nisoratra tany @ consult moa izahay,satria efa ela izy no nandao,de tsis taratasy nikarakarana.ka efa nifankahita zahay zao,de nasainy hikarakara ny taratasiko aho aty,asa re na mba possible ekeny fanjakana vazah izany ,satria zaho efa 26ans.Mila hevitra avy aminareo namana rehetra eto @ serasera re raha azo atao fa sahiran-tsaina.Misaotra betsaka mialoha

novalian'i xxx ny 27/04/2007 11:10
2. vale
(
21/04/2007 15:35)
slt tifiana, vao izao ve zany izy vao hanangana anao? toa ho sarotra ihany, anefa raha manao test ADN sns, mety hiety ihany,courage!..:wink:
3. xxx
(
21/04/2007 20:54)
aza miteniteny foana ry vale rehefa tsy mahafantatra na inona na inona a! efa misoratra @ rainy ve izy dia mbola hanaovana test adn indray?
4. cuhn
(
22/04/2007 06:39)
salut
izao vao nahavaky ity sujet
manatona toi ny tribunal d' instance n' ny domicile toi manontany momba izany . tsy mety ho voatanisa eto daholo tsinona hoe taiza no nanao declaration de paternité
oviana ?
firy taona nareo t@ io
naninona no tsy nisy transription @ consulat
hahafahan' i Nantes manana trace ... etsetra . Mankanesa any @ mairie du domicile raha toa ka ao paris no mipetraka ianao misy andro misy avocat manome toro hevitra gratuit
( 1 seule consultation)
mazotoa .

5. vale
(
22/04/2007 09:43)
xxx> mahaiza mamaky, nisy fanontaniana napetrako ioooooooooooooooo.....mdrr
6. tifiana
(
23/04/2007 08:17)
misaotra anareo namana serasera nanoro hevitra,fa tena namana tokoa e.
7. caprio
(
23/04/2007 11:02)
Amiko aloha dia tsy tena olana goavana be io anao io satria hianao de milaza fa efa misoratra aminy,zany we efa ao anatin'ny kopianao ve zany ny anaran'io Rainao io?
8. xxx
(
23/04/2007 12:02)
tokony tsy ho olana, mandehana any @ tribonaly, dia ento dadanareo mba ho haingana
10. xxx
(
23/04/2007 16:45)
Mpandefa : vale [ Valio ] 21-04-2007 17:35:52
Lohateny : Re : vao2 mila hevitrareo e
slt tifiana, vao izao ve zany izy vao hanangana anao? toa ho sarotra ihany, anefa raha manao test ADN sns, mety hiety ihany,courage!..
inona no idiran'ny ADN @ zany koa ry vale ,aza miresaka refa kely saina
Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-04-2007 22:54:06
Lohateny : Re : vao2 mila hevitrareo e
aza miteniteny foana ry vale rehefa tsy mahafantatra na inona na inona a! efa misoratra @ rainy ve izy dia mbola hanaovana test adn indray?
aery mitovy ny eritreritr'isika an
11. ds
(
23/04/2007 20:52)
Raha samy tsy nanam-bady ny mamanareo sy dadanareo tamin'ny fotoana nahaterahanao, dia tsy tokony hisy olana. Ny misoratra ao amin'ny kopia (acte de naissance) izay manambara fa nozanahany (reconnaissance paternelle) ianao no porofo voalohany. Raha fanjakana gasy no nanao azy, dia mila hamarinina sy hadika amin'ny teny frantsay. Avy eo manao taratasy mazava aty Frantsa. Raha mametraka olana ny mpiandraikitra ny sora-piankohonana (état civil), dia manatona ny tribunal de grande instance ao amin'ny toerana ipetrahanao.
Tandremo fa isaky ny 30 taona ny fahafahana mitaky ny zo momba ny fahazanaka (filiation). Mbola manana 4 taona izany ianao hitakianao ny zonao.
Marihiko koa fa na dia efa maty aza ny ray niteraka, dia mbola mitombina ireo voalaza ireo.

14. vale
(
24/04/2007 15:45)
nanaovako an'io raha toa ka mila vanony lay pikarakara! enao moa mahay be zany koa, fa mba manana droit hilaza zay hevitro zaho an!:^):^):^):^):^):^):^)
15. vale
(
24/04/2007 15:48)
xxx:moa misy hifandraisan,ny fangatahin'ilay ol ve izao ataonao izao, aza mifa:arrow::{:{
Mpandefa : vale [ Valio ] 21-04-2007 17:35:52
Lohateny : Re : vao2 mila hevitrareo e
slt tifiana, vao izao ve zany izy vao hanangana anao? toa ho sarotra ihany, anefa raha manao test ADN sns, mety hiety ihany,courage!..
inona no idiran'ny ADN @ zany koa ry vale ,aza miresaka refa kely saina
Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-04-2007 22:54:06
Lohateny : Re : vao2 mila hevitrareo e
aza miteniteny foana ry vale rehefa tsy mahafantatra na inona na inona a! efa misoratra @ rainy ve izy dia mbola hanaovana test adn indray?
aery mitovy ny eritreritr'isika an
16. xxx
(
24/04/2007 15:58)
ary efa lazaina foana i vale hoe hatambaro rehefa mamaly fa io indray izao dia in3 dia vale,vale,vale foana!
18. xxx
(
24/04/2007 16:16)
xxx::twisted::twisted::twisted:
ary efa lazaina foana i vale hoe hatambaro rehefa mamaly fa io indray izao dia in3 dia vale,vale,vale foana!
19. Fiffi
(
24/04/2007 21:15)
ds: ka izy zany hono efa misoratra am-rainy nefa niandry ela be loatra vao hikarakara an'io ? donky mbola ilaina ve ny reconnaissance paternelle io ?
20. ds
(
25/04/2007 00:04)
Fiffi:
ds: ka izy zany hono efa misoratra am-rainy nefa niandry ela be loatra vao hikarakara an'io ? donky mbola ilaina ve ny reconnaissance paternelle io ?
Ilay hoe misoratra amin'ny rainy mety azo kianina raha ohatra ka nanambady olon-kafa ny reniny tamin'io fotoana io (filiation adultérine ohatra).
Ny olana amin'ny resaka lalàna toy itony, dia matetika tsy ampy ny laza adina. Hany ka lasa miteniteny foana ny mpamaly (ohatran'io ataoko io :-))