vao2 mila hevitrareo e

21. Fiffi ( 25/04/2007 06:47)
ds:
Ilay hoe misoratra amin'ny rainy mety azo kianina raha ohatra ka nanambady olon-kafa ny reniny tamin'io fotoana io (filiation adultérine ohatra).
Ny olana amin'ny resaka lalàna toy itony, dia matetika tsy ampy ny laza adina. Hany ka lasa miteniteny foana ny mpamaly (ohatran'io ataoko io :-))
ds: marina ny anao kah ! tena azo kiakina mihintsy io !


22. niryna ( 27/04/2007 05:32)
xxx:

ary efa lazaina foana i vale hoe hatambaro rehefa mamaly fa io indray izao dia in3 dia vale,vale,vale foana!



=))=))=))
23. karinah ( 27/04/2007 10:58)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:
24. xxx ( 27/04/2007 11:10)
xxx:
ary efa lazaina foana i vale hoe hatambaro rehefa mamaly fa io indray izao dia in3 dia vale,vale,vale foana!
Tsy aleo ve mahita azy misaratsaraka @ zay voavaky tsara:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5571