Hifidy indray zany.....
1. Fiffi
(
21/04/2007 07:49)
de ho iza indray no ho lany eo ? zay lany eo koh ngé ka ny omaly tsy miova hiany eh ! ohatran'ny fifidianana rehetra hiany io na aiza na aiza.....be prograny nefa....
novalian'i xxx ny 27/04/2007 08:13
4. Ralay
(
21/04/2007 16:20)
Fa angaha moa ny gasy mahazo mifidy ry Fiffi @ io sa moa......!:?: :lol:
5. xxx
(
21/04/2007 20:46)
ary fiffi zany vaza raha izany satria tena ny carte electoraliny mihintsy io nalefany eto io satria tsy ahitana an'io eto @ net!
11. booboo
(
23/04/2007 09:04)
Vale > ie :°). taty aminay izy faha-roa alohan'i la Ségogo. le petit Sarko iny hoà tena :twisted::twisted:
15. booboo
(
23/04/2007 10:21)
hu hu hu mety ho grand...perdant :°).
Mignone > mifidy le petit Sarko ngaha enao ? tôvy moa fa lasa petite eo kounkou fa ! hihihihihi :°):-*
Mignone > mifidy le petit Sarko ngaha enao ? tôvy moa fa lasa petite eo kounkou fa ! hihihihihi :°):-*
16. Samoana
(
23/04/2007 10:35)
booboo:
hu hu hu mety ho grand...perdant :°).
=D eka ouz!!
mignone/ aza manakaiky an'i le petit fa sao simbainy eo ny hatsaran-tarehy:wink:
17. mignone
(
23/04/2007 10:45)
mety ho grand perdant ...
mety ho grand gagnant ... :-D:-D hitatsika eo ...:°)
mety ho grand gagnant ... :-D:-D hitatsika eo ...:°)
18. vale
(
23/04/2007 11:23)
booboo> gogola faha2 :°),... là!là!là!là!là!là!...:oops::°),
:twisted:fa tena bola atahorako le petit:x:x:x :D:}:}:}:}:}:}
:twisted:fa tena bola atahorako le petit:x:x:x :D:}:}:}:}:}:}
20. xxx
(
23/04/2007 12:05)
xxx:
ary fiffi zany vaza raha izany satria tena ny carte electoraliny mihintsy io nalefany eto io satria tsy ahitana an'io eto @ net!
Izy angamba no tena tiany nolazaina