Hifidy indray zany.....

21. mignone ( 23/04/2007 12:50)
vale > ka hitatsika eo oa ee !
22. karinah ( 23/04/2007 13:04)
an,an, wa eee,hihihih!
23. mignone ( 23/04/2007 13:17)
hihihi wa ee !
24. booboo ( 23/04/2007 13:19)
barre à gauche toutes zao no tondro zotra !
25. xxx ( 23/04/2007 16:50)
Mbola dépassée lavitra aloha i Ségo raha jerena ny sondage tsotsotra.Izy rahateo koa toa nanao flop be tamin'ny kabariny omaly k'aiza no handeha. Raha izaho ianareo Sarko fa harary fo sy diso fanatenana eo kah!:lol::lol:
26. sakaizakely ( 23/04/2007 16:53)
sarko : petit mais coriace :evil::evil::evil:

za klou de sady tsy iny no tsy segogole de tsy nahavoa tam'ty e !

de iza no fidina manaraka ary ? Le segogole tsy mahavoa raha koah ! Aiza ve ka adiny firy ni préparer kabary ihany, tsa mahay raha ! Za moa tsy naharitra dia natory , tsy fantako akory izay nolazainy tao.

nefa le p'ti nain iry tsy voako koa

tapidalankaleha aho klé :twisted:
27. booboo ( 23/04/2007 17:57)
xxx > ka zà efa diso fanantena mitsy fa tsy tafa Bayrou kouh (asa afaka 5 taona angamba mety tsy ho diso fanantenana hihihihi). Fa rehefa contre an'i le petit sarko dia zay eeeee... na la ségogo aza :-w:-w:-w:-w:-w
28. Fiffi ( 24/04/2007 06:54)
raha sarko aloha no lany de .....:{:{:{:{
29. xxx ( 24/04/2007 15:06)
xxx:

Mbola dépassée lavitra aloha i Ségo raha jerena ny sondage tsotsotra.Izy rahateo koa toa nanao flop be tamin'ny kabariny omaly k'aiza no handeha. Raha izaho ianareo Sarko fa harary fo sy diso fanatenana eo kah!:lol::lol:
atao in zay be resaka:twisted::arrow::-D:-D:-D


30. sakaizakely ( 24/04/2007 16:11)
samy handiso fanantenana na ny voalohany na ny faharoa.

Hoatran'ny tsy tena compétente izany le vhv
le sarko indray efa teo, homme de terrain izany, hita tsara ny compétences-ny sy ny zavabitany, fa izy manao Le Pen light ity an ! :twisted: tsy azoazoko mits

Raha mbola ny gauche no eo am fitondrana, dia ho lany fongana bankiroty ny vazaha fa assister-na aby ny vahoaka rehetra

Raha ny droite anefa, hifaina ny vahiny, nefa ireo no antoky ny firenena. Iza no handraoka ny malotony sy hanangana ny tranondreo eo ? Tsy misy considération an'ireo vahiny, indrindra reo gena reo nefa raha tsisy andreo an :{
ny ngetroka mihangetroka hatrany, ary ny povra miha povra hatrany. mIhena ny pouvoir d'achat na iza na iza no mitondra eo:evil: fa ireo grand patron ireo na inn na inn midona, ny stock options ndreo amina millions na mikorosy fahana sy voatery mi licencier mpiasa aza ny orinasa. :evil:

Leo de leo polifika aho zany 8-)
31. bozylove ( 25/04/2007 11:00)
na sarko , na sego ny vahiny sy ny etranger aloha dia ho voarako daolo. Sego tsy be teny, fa strict ambadika @ vahiny.

[size=13px]Miomana daolo ny malagasy mi clandestin hody fa ho voaroaka :-)[/size] :x :cry:
32. Fiffi ( 25/04/2007 11:38)
bozylove:
[size=13px]Miomana daolo ny malagasy mi clandestin hody fa ho voaroaka :-)[/size] :x :cry:
:roll::roll::roll:


33. xxx ( 27/04/2007 08:13)
mmhhh mampiomehy koa i ra bozy annn ka raha tsy hanara-dalàna @ taniny kosa ve dia omenao tsiny izy ny à izany???? tsy aleoko aza i lepen tonga dia madio ny tanàna ny vahiny afaka ny hanaraka ny lalanany ihany sy ireo ara dalàna @ ttsy ihany no sisa ho tafajanona!!!! izay ny ahy izay ny tiako...

marina koa ny tenin'i sakaizakely hoe assisté aby ka aleo ho assiste ho an'ny ara-dalàna e! hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1012