mpiasa miavonavona

1. xxx ( 21/04/2007 15:08)
asa na ahona fa misy reo mpiasa tena faran\'izay miavona any dago , mangataka copie any @ firaisana na dadabe na bebe de vokitakita nefa de misy ny mandeha tongotra lavitra haka copie fotsiny,ny tao @ jirama ndray tsy ampy ny famerimbola nomeny, ianao ndray no ohatran\'ny nametsifetsy sady eo imason\'olona marobe no manalabaraka, nitoraka vato sisa no tsy natao, @ hopitaly de tena mampalahelo ra marary ka tsisy bôjibôjy omena ny infirmière ra tsy zany enao maty kitakita mampalahelo ! ny eto ko de betsaka ny miavonavona fa ny aty ny olona tsy miraharaha,
novalian'i kally ny 30/04/2007 20:22
2. pimaso ( 21/04/2007 15:34)
Io aloa dia miankina @ toe-tsain'ny tsirairay e!
fa efa misy anie izao ny "instauration ny guichet unique" aty @ administration rehetra na : contribution na ny rehetra dia efa miezaka kosa ny fitondrana aloa @ zay lafiny izay,
ny bianco etsy andaniny, ny olona koa efa mba hita soritra eny @ endriny eny ny fiezahana ataony,
sady efa informatisé izao ny zavatra rehetra,
rapide et fiable
jerevo @ google e!:
3. Fiffi ( 24/04/2007 21:21)
aza hadino koh fa misy de misy ny olona zay tsy mifanaraka am-zavatra tiany de lazaina fa miavona sns....ireo mpiasa ireo......
4. Herimiafina ( 24/04/2007 21:49)
Toa azo torina tsara ireny kah, saingy tsy dia haiko loatra hoe amin'ny fomba ahoana?:{
5. Fiffi ( 25/04/2007 11:34)
mila porofo be....
6. tisera ( 26/04/2007 10:10)
amiko an! ny tena tsy ampy any dago na @ sehatra inona na @ sehatra inona dia ny fanofanana nympiasa hahay handray olona; mahagaga fa tena mifanohitra @ ilay esprit -ntsika malagasy @ hospitalité manandratra ny fihavanana io é!tena marina io filazan'i xxx io saingy ny tena mahavariana dia tsy tsapan'ireo olona mandray hoe miavona izy akory satria raha mandeha any @ toeran-kafa izy dia sahala @ izay ihany no andraisan'ny olona azy noho izany aminy dia "normal" be ny fihetsiny - ohatra kely fotsiny @ varotra : ianao aty ivelany raha miditra @ fivarotana dia avy hatrany dia miarahaba ny mpivarotra ary avy eo dia efa miraraka ny fanontaniana: inona no hatao anao? sns... toy izany koa raha mandeha birao na tsy dia hoe sympa e aza ry vazaha mamaly ny tena dia au moins mahazo valin-teny sahaza ary re-diriger-ny @ izay tena tompon'andraikitra.
7. Fiffi ( 26/04/2007 10:27)
indrisyy.......
8. xxx ( 30/04/2007 16:27)
le miaraba tsy mamaly anie eo ihany fa le fomba fitenenana olona no mandreraka satria tsy mifidy olona kitaina fa na olon efa antitra be aza hoaho voakitakita MIVERENA ENY AMIN'NY FARANY DADA FA TSY NILAHATRA nefa le olona efa reraka manjoko mbola forcena milahatra eny @ farany
9. kally ( 30/04/2007 20:22)
Mbla tena be dia be io any amintsika kah! misy ny mandray tsara fa mbola tsy vitsy ny miavona sy ny mikitakita,ny sasany sady efa medalinina mbola milanja loha koa:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1495