ilakaka inona marina?

1. xxx ( 21/04/2007 13:58)
ahona marina ny any ilakaka? misy ny miteny fa mampatahotra, inona no tena hataon'ireo vahiny ao? mampalahelo mitsy le reportage t@ télé ndray mande ry mikasika an'io ilakaka io
novalian'i xxx ny 30/04/2007 16:30
2. Herimiafina ( 23/04/2007 21:52)
Western be any Ilakaka any, tany tsy misy lalàna rehefa ny lalànan
3. Fiffi ( 24/04/2007 06:55)
xxx: mba lazao hoe inona ny zavatra niseho tany ? :roll:
4. xxx ( 30/04/2007 16:30)
zany western zany anie misy sovaly eh ny ary to 4x4
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565