fanabeazana aizana
1. xxx
(
21/04/2007 13:00)
Slt daholo, Misy fiantraikany ve ny tsy fanalana norplan efa lany daty raha bevohoka?
Manantena valiny mahafapo avy aminareo namana
2. xxx
(
21/04/2007 15:24)
3. nathie86
(
23/04/2007 13:08)
:roll: tena tsy aiko.
Nefa refa zvt lany daty zan ah misy fiatraikany @ vatana fôna. Tsy de maafapo lôtra nefa tsy le aafapo anao ny tanjoko:-D
4. sakaizakely
(
23/04/2007 17:22)
anontanio dokotera haingana
5. tynah
(
27/04/2007 19:19)
tokony halana zany raha ny tena izy.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 1.0067