Tam mbola bandibandikely

1. salmo1 ( 18/04/2007 11:05)
Ao ampianarana no tena mitranga lay fitiavana. Indray andro ilay joba eo alohako ary izaho eo aorianany.

Mba finaritra ery ny jobakely ny hisangisangy amiko, fa izaho tena tsy ao mihintsy, hodiko jerena daholo izay hataony rehetra, ôtrany variana zany aho mandinika izay hataon'izy roa vavy eo alohako.

Farany ozy lay joba:

- Ty ry salmo1 matahotra vehivavy a!

Izay aho vao ody nikofokofoka, hitady fika hanovana resaka sy hialana fa wenn.
novalian'i salmo1 ny 19/04/2007 14:17
2. Fiffi ( 18/04/2007 14:12)
de aza gaga raha hataon'ny olona :roll::roll: indray le dinika.....
3. lancia ( 18/04/2007 14:36)
:D:D:Dary amizao efa matianina tsara ve?
4. salmo1 ( 18/04/2007 15:12)
Inn zany :?:
5. fanilo ( 18/04/2007 16:18)
:-D:-D:-D:-D

mataotra vevavy izany salmo1
6. luciana5 ( 18/04/2007 17:39)
aleo matahotra otran zany, fa raha sahisahy be nareo lehilahy de heverinay vehivavy fa misy adala koa anié e:°)
7. salmo1 ( 18/04/2007 18:31)
luciana5:
aleo matahotra otran zany, fa raha sahisahy be nareo lehilahy de heverinay vehivavy fa misy adala koa anié e:°)
Nareo vhv mihintsy no tena betsaka adalam-pitia fa tsy zahay lhl:-D Rehefa tara maninn raha miteny oe: tiako ianao tahakany aty ivelany... fa tsy misari-adala eo amboniny dabilio eo fotsiny. :-D
Vendrana kou zany raha sipa ;-)

8. fasaly ( 18/04/2007 18:39)
zà anefa tam classe de t1 de efa nokotinlay bandy teo akaiko ry salmo nefa izy am zany ngamba vao 6 ans tany:? de tonjany akorandrika bdb madio be foana aho de tonjany zavatra bdb foana fa romantika be zahay teo ambony dabilio:-D:-D:-D:-D
refa mba tara wa nareo bandy de aza mody fanina izany fa toundé mahasahia miteny na manao geste:-D
9. salmo1 ( 18/04/2007 19:23)
Ambatondrazaka.
Tam zah T2 ndray nosafoiny lay zazavavy zay ny tarehako, fa krizy be aho fa hitany lay madama de nomezany.
Zah anefa mbola tsy nahalala anzany fitiavana zany akoury, fa efa mahafantatra ny oe: sipasipa sy vadivady. Vao maika aho krizy be fa nomehezany mpianatra rehetra. Rehefa nafana be ilay fo de ni:snif: tao ampianarana.

De hoy ilay Madama:

-Zany kou ka maptomany andry salmo1, avy aty akaiko mipetraka, eto aty ny cahier an-elah sy ny solaitra de avy aty @ madama haingana.

Rehefa tonga teo @ sezany madama ndray zah de hoy ilay madama rehefa nijanona ny foko:

-Jereo nareo ange ny ramosekelin-tsika e!

Mino aho fa ti hanan-janaka ôtrahy ilay madama.

10. fasaly ( 18/04/2007 19:45)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dzany alou tsy hay raha te ananjanaka otran'i salmo lay madama
fa enao ity mila miova fa raha ny sipa foana ny hisafo anao sy hanao fihetsika vlou aminao de hitmany eo foana ianao ary ho fafàna foana ny fo fa mba sahia mihetsika amzay e! aiza re ity kanosa be ity ry salmo e!
voavakiko dool ny dinika ataon'i salmo fa resaka sipa foana matetika de lay sipa foana no manao fietsika vlou! amidin'i sipa am ariary eo nao fa:wink::-D
11. nathie86 ( 19/04/2007 08:27)
slamo1 aza dedaka nga enao Bogosy B.:?::roll:

12. salmo1 ( 19/04/2007 08:51)
non, gracias :°)
13. salmo1 ( 19/04/2007 09:16)
fasaly:
amidin'i sipa am ariary eo nao fa:wink::-D
Raha nampiany sipa t@ klarnety, ranona-vomadilo, rano, sy fiambenana ny akanjoko rehefa manao Gimm any sekoly de ekeko fa azony ihany ny foko. Rehefa azony namana aho de kourazy izy.

Fa raha ny sipa kosa no hikatsaka hivarotra anah de tsy mety ny bandy kle.
14. lancia ( 19/04/2007 09:41)
salmo1:

Inn zany :?:



efa tsy matahotra vehivavy tsony
15. salmo1 ( 19/04/2007 10:10)
horera anga ny vhv sa biby olona :?:
16. salmo1 ( 19/04/2007 11:48)
fasaly:
aiza re ity kanosa be ity ry salmo e!
kôzy é, tena tsapako mihintsy fa mapte hamihana be ilay joba fa hitako diso manja be lôtra miadaladala eo alohako. Nefa tsy hitako zay hatao, de naleoko nihanahana fotsiny:-D

Aiza mou lay joba no tsy hiteny oe: -Ty ry salmo1 matahotra vhv ah:!:
17. melody ( 19/04/2007 13:28)
salmo1 - ary mbola matahotra fôna anga hatramin'izao?
18. salmo1 ( 19/04/2007 14:17)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4624fa86ac03c

http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m461419ad7f970

Rehefa avy nijery nareo de mbola matahotra ve i salmo1 :?: :-p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0714