tel au volant!!

1. ainaheri ( 18/04/2007 17:26)
Iarahamahita sy miaramanaiky fa tsy mety ilay mitel no sady miconduire kanefa otrany lasa lavitra ndray ny eritreritry ny frantsay fa tsy azo atao hono na mampiasa kit main libre aza!!Zany oe lay miresaka mitondra fiara mitsy satria hono tsy voatery ho resaka mahafinaritra fona hono no resahana @ tel fa misy ko ny fifamaliana sy ny karazany...de manjary mampikorontana an'lay mpamily ra sendra an'zay hono izy!!D ra fintiniko zany d ra araka ny evitro d tsy azo asina oul ko zany eo akaikinao fa mety iresaka aminao izy:-D:-D(
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 12:11
2. kally ( 18/04/2007 18:53)
Ny tsy mampitovy ny olona eo akaiky sy ny an-telefaonina dia ilay olona eo akaiky afaka miandry raha tapaka ny teninao, matetika rehefa misy zavatra manakana anao dia mijanona miteny aloha ianao dia tohizana indray ilay resaka. Fa rehefa mitelefaonina kosa dia manana fahazarana ny olona tsy hanapaka ny teniny hany ka adino ilay zavatra manakana etsy aloha : izay no antony andraràna ny telefaonina eo am-pamiliana. Jereo fotsiny na mandeha tongotra aza raha olona roa no miaraka miresaka tsy manana maso "hagard" ilay olona mifampiresaka fa mahita tsara ny mifanena aminy eny an-dalana fa ny olona miresaka an-telefaonina eny an-dalana dia tsy mahita izay manodidina azy fa "hagard" be ny fijeriny.
3. fasaly ( 18/04/2007 19:00)
ainaheri: possible mitsy zany ka! sendra resaka blem enao ohatra na ady na tsy haiko am fone de mahavariana foana izany, na dia ataoko hoe resaka tsotra a za dia efa variana ny sainao de tsy ao tsony enao izay, ny ahy aza tsy fiara no entina fa nahandro tsontra izao , lasa lakoly ny pattes ndrahoina anio satria varina niresaka tam fone
tena danzéré alou lay miresaka am fone refa mi rouler e! mi déconcentré ilay iz kan!
4. ikaretsaka ( 19/04/2007 03:06)
ny aty aminay moa io dia ny 150$ ihany no 150$ na main libre na tsia.. ny aza tratra fotsiny!
ka ilay main libre anie tena indraindray lasa main double e indrindra ilay mbola misy fil ireny :wink: ny iray manamboatra ilay fil moa ny 1 mitazona ilay phone na mi ajuster an'ilay micro..
za nahatsiaro tany tana t@ 2006 teo ramatoa (na mbola sipa angaha izy iny) dia mi tel de mizesta mampiasa main libre.. dia vao mainka tazominy amin'ny tanany ilay zavatra.. inona no maha main libre azy?:wink:
5. fasaly ( 19/04/2007 06:13)
main double:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. anjeliko ( 03/09/2007 12:11)
ainaheri:

Iarahamahita sy miaramanaiky fa tsy mety ilay mitel no sady miconduire kanefa otrany lasa lavitra ndray ny eritreritry ny frantsay fa tsy azo atao hono na mampiasa kit main libre aza!!Zany oe lay miresaka mitondra fiara mitsy satria hono tsy voatery ho resaka mahafinaritra fona hono no resahana @ tel fa misy ko ny fifamaliana sy ny karazany...de manjary mampikorontana an'lay mpamily ra sendra an'zay hono izy!!D ra fintiniko zany d ra araka ny evitro d tsy azo asina oul ko zany eo akaikinao fa mety iresaka aminao izy:-D:-D(


marina kosa ny an'ny frantsay e! Mety ho resaka masosotr ange no azonao eo @ fone e! Aleo misoroka toy zay mitsabo, ef naazo ahy ko mantsy zany ka ... tena tonga saina @ faa marina fepetra io ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5064