aza hafangaro
1. fijo
(
18/04/2007 23:17)
ô ry zalahy namana an,mahafinaritra tokoa nymiresaka politika aminareo rehetra eto,saingy rehefa mampiditra loahevitra dia asio fanadihadiana le izy.
ohatra.be ny manafangaro tato nyfifidianana filoham pirenena sy ny latsabato momba ny lalampanorenana.zavatra roa samy hafa ireo.fa aza hafangaro.tsy hoe nifidy ravalo dia voatery hanohana lalampanorenana(fanovana)an an.
raha te ihinana trondro ianaotsy voatery ihinana karapapaka.fa afaka misafidy trondro hafa.

novalian'i tamberina ny 28/04/2007 11:38
3. toovs
(
19/04/2007 10:16)
fijo:
ô ry zalahy namana an,mahafinaritra tokoa nymiresaka politika aminareo rehetra eto,saingy rehefa mampiditra loahevitra dia asio fanadihadiana le izy.
ohatra.be ny manafangaro tato nyfifidianana filoham pirenena sy ny latsabato momba ny lalampanorenana.zavatra roa samy hafa ireo.fa aza hafangaro.tsy hoe nifidy ravalo dia voatery hanohana lalampanorenana(fanovana)an an.
raha te ihinana trondro ianaotsy voatery ihinana karapapaka.fa afaka misafidy trondro hafa.
fa refa nanohana andravalo ka mahita mety tsra ny ataony sady sady tsisy azo kianina ko maninona no tsy tohanana hatram farany izay programany. aza manao tranga mihemotra izany fa assumevo hatram farany izay notohanana. Raha nanohana be fahatany andravalo indray aloha de tsy haiko ny hotenenina e. fa mba refa pro ravalo de mba ekeo ny programany e
4. kally
(
19/04/2007 12:02)
Tsy olona no tohanana anie ry Toovs fa tetik'asa sy hevitra, ka izay mety tohanana moa izay tsy mety esorina fa ianao izany koa ary ahoana?
5. toovs
(
19/04/2007 12:24)
kally:
Tsy olona no tohanana anie ry Toovs fa tetik'asa sy hevitra, ka izay mety tohanana moa izay tsy mety esorina fa ianao izany koa ary ahoana?
oadray koa ity ianao. resaka politika io fa tsy hoe inn akory. ahoana no fomba hiasan'izay olona notohananao sy napetrakao eo raha tsy ho tohananao ny heviny. ngah io kilalao fa engagement. tsy mahagaga raha tsy manao n'in n'in izay mpitondra eo raha izany satria ny hevitra arosony sy hitany fa lety ary tsy azony antoka ho tohananareo izay nametraka azy ko.
sady tadidiko tsara fa enao io anisan'ny fanatic tam ravalo hatram zay ko nahoana am zao lasa manohankevitra indray. raha nanohankevitra enao hatram zay ko manin raha nanaiky fa nisy zavatra tsy nety nataondravalo de nieritreritra hoe inona marina no tokony hataon 'i lery. fa tsy hoe izay milaza fa misy tsy mety de tonga de avy hatrany hoe f'angah i deba nanao n'in n'in?
6. Fiffi
(
19/04/2007 12:35)
aiza indray aza izany eh ! na ny mpivady aza tsy maintsy ahitana an'io hoe "tsy d'accord" @ nao zah ......
Na ry zareo samy ao am gouvernementa aza mino zah fa tsy maintsy misy ny adi-hevitra am maha d'accord na tsia am zavatra iray ! ka marina mihintsy io lazain'i fijo io !
Fa nga koh hoe nifidy azy de voatery hanaiky ny zavatra rehetra ? ny fitadiavana terrain d'entente sy ny fiadiank'hevitra no atao....

7. toovs
(
19/04/2007 12:42)
oadray démagofie de fiffi
indray ity
enao io le mpanao redsaka bontolo refa milaza zavatra tsy mety ataon'ny mpitondra ny gasy sasany

9. kally
(
19/04/2007 14:35)
toovs:
[
oadray koa ity ianao. resaka politika io fa tsy hoe inn akory. ahoana no fomba hiasan'izay olona notohananao sy napetrakao eo raha tsy ho tohananao ny heviny. ngah io kilalao fa engagement. tsy mahagaga raha tsy manao n'in n'in izay mpitondra eo raha izany satria ny hevitra arosony sy hitany fa lety ary tsy azony antoka ho tohananareo izay nametraka azy ko.
sady tadidiko tsara fa enao io anisan'ny fanatic tam ravalo hatram zay ko nahoana am zao lasa manohankevitra indray. raha nanohankevitra enao hatram zay ko manin raha nanaiky fa nisy zavatra tsy nety nataondravalo de nieritreritra hoe inona marina no tokony hataon 'i lery. fa tsy hoe izay milaza fa misy tsy mety de tonga de avy hatrany hoe f'angah i deba nanao n'in n'in?
[/quote]
Moramora ianao ra-toovs fa sao ho tapaka lalandrà amin'ny tsy antony eo:-D
Tadidio ry toovs (ratsiratsy fitadidy loatra ianao mantsy)fa tsy misy ny olona "tapitr'ohatra" izay eo misy tsy mety foana,ka izay tsy ratsy loatra no raisina fa ny tsara tsy misy.Inona aloha ity tianao ho lazaina @ ilay hoe fanatika e! sao miteniteny foana ianao? :-D:-D ny fahalalako fa tsy misy ny "tapitr'ohatra" mazava ho azy mahatonga ahy tsy ho fanatika n'iza n'iza na mpanakanto io na mpitondra.
Fa ny anao izany raha azoko tsara dia olona no tohanana fa tsy ny hevitra? Misaotra nilaza fa dia mazava hoe ohatran'iza ilay olona hiadian-kevitra eto.:wink:
10. toovs
(
19/04/2007 20:49)

aza matahotra fa tsy tapaka lalandra zah e
za koa tsy nanohana olona ka izay no nahatonga ahy nilaza foana fa misy tokoa ny tsy nety nataondravalo hatram alohan'ny fifidianana. saingy be loatra ny olona fanatika tato ka de nandreraka. sady nanao valy boraingina.
11. bazylou
(
19/04/2007 22:22)
merci ratoovs!!:lol::lol: ianareo hahay ka olona tsy borne an'ilay8!! tsy sahy miassume ry timiste and co fa kely endaka daholo!!:-D:-D:-D
12. kally
(
20/04/2007 07:50)
Satria ve rehefa tsy mitovy hevitra aminareo dia kely endaka ry Bazylozotra? Rehefa tsy manaraka ny ataonareo dia kely endaka? Ianareo izao izany ilay te hitarika nefa mpanao didy jadona? Te hanao fitondràna rosianina hay izato izy?:-D:-D
13. lamie
(
20/04/2007 14:51)
aiza re ianareo zany e!ny firesahana eto tsy midika hoe fanatisme na pro,samy mamoaka ny heviny daholo,samy mahita ny réalité,tsy maitsy misy ny tsikera,fa ny tsy fitiavana,fankahalàna no tokony tsy atao fa mandreraka be!ny fanesoana koa tena tsy mety,ry bazy zao tsy tena mahalala ny fandehan-javatra akory dia aviavy ery,zahay aty dago ange ka mahita maso e!ianareo any lavitra any indray to manao mahita volana alohan'ny biby!
15. piste
(
22/04/2007 23:48)
Ary maninona i Bazyl foana no asianareo eto, satria ve tsy mitovy hevitra aminareo.Jereo izao io misy milaza "Bazylozotra", tsy misy miteny. Soyez cohérents dans vos critiques.
16. bazylou
(
23/04/2007 08:09)
ry lamie amnie mahita maso fa tsy mahita lavitra e!!ary tsy mampihen ahy io ry piste fatsy taitr toi!!
fanjakana rosianina hono, jereo fa efa manomboka ny la chasse aux opposants ry zareo a!! asa afoana angaha...:-D:-D

17. 147
(
23/04/2007 09:51)
aza mifamaly toy io ianareo eto fa betsaka ny tokony eritreretina momba ny firenena e!asa raoviana ihany no hahita mangirana isika?tsy misy chasse izany kosa ry zareo eto fa aza dia extremiste loatra e!ny opposition dia tsy maitsy miaro ny diso ve?
19. 147
(
27/04/2007 13:50)
mampalahelo be ny toetsain'i bazyloy sy toovs,tsy nanmpoiziko hoe misy malagasy mahavita tsy fanajana tanteraka,famaivatevana ny namana,ary ianareo manohana ny anareo ve tena tonga lafatra?tsy fanao olona,ary tsy malagasy ianareo fa tena tsy misy ilana anareo,menatra aho na mamaky ny lazainareo eto aza,ho tahin'ny Avo e!