Bar fandihizana

1. salmo1 ( 18/04/2007 09:37)
Indray mande zay izaho, bandy avy any cameroune ary iray bandy espaniol espaniol.
Niditra Bar 36 km eoeo miala avy eto VNG Barcelne zahay 3 mitsam.

Amin'ny 3 alina indro lay mpiandry vavahady nampilaza anay roa lahy bandy miloko fa ra mbola mikitikitika aniretsy joba iretsy hono zay mitsam horoahiny ledala hivoaka. Ry zalahy akamany lay joba koa angamba tena sari-piaro be loatra fa hitako mintsy.

Afaka minitra vetivety teo de niverina nampilaza ity mpiandry vavahady fa tsara kokoa ny fivoahanay roa lahy fa manimba revy. Izaho tsy mamo fa le espaniol sy le cameroune efa 50ºC :-P. Vao nivoaka zay mitsam de hoy lay espaniol:- Atsovy ny polisy fa toe-tsaina raciste zany kle. Vao tonga lay pôlisy roa lahy de nifanazava kely tamiko oe: inn no antony:?: Somary nampisehoana ny documiento, Normnal daholo.

Vao nivoaka lay bandy espaniol namanay de hoy ledala:
- Nakatony lay pôlisy fa misy zavatra tsy ara-dalana ato.

Vao oe nikatona, de iny zahay 3 lahy nirifatra tam vamm.
novalian'i xxx ny 18/04/2007 10:36
2. rush ( 18/04/2007 10:17)
miainga any indray ny rediredin'i salmo1! fa inona no tena votoatin'io dinika io e?dia aza gaga raha hataon'ny olona indray hoe :roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
3. xxx ( 18/04/2007 10:36)
rush: aza miresaka aminy itsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1384