vao nanao voalohany dia bikina
1. nikopol
(
17/04/2007 21:09)
Efa mba naheno tantara tahak'izany ve ianareo? vao voalohany nanao rapport ilay sipa dia bikina ...:cry:
novalian'i xxx ny 27/05/2007 13:31
2. fasaly
(
17/04/2007 21:47)
sao de alefa any am resaka olondehibe sy kely be ity ry niko:wink: any malalaka ny famaliana ny hevitra:-P
zà mbola tsy naheno fa nisy blem ngah tany ry niko:?

3. Fiffi
(
17/04/2007 21:49)
inona ary no ataon'ity ato am fanabeazana ? tokony any am resak'olondehibe eh !
4. pissoa
(
17/04/2007 21:54)
Ka tsy voatery tantaraina eto anie ilay "nataony voalohany" fa hoe efa misy naheno fotsiny ve e ?!
asa aloha :roll::-D:-D:-D
Za aloha tsy mbola naheno e !
asa aloha :roll::-D:-D:-D
Za aloha tsy mbola naheno e !
9. xxx
(
17/04/2007 22:01)
Ny valitenin'ny tsirairay no aoka tsy hivoana am fanabeazana e! Inoako fa nofidiany tsara ilay lohahevitra
11. karinah
(
17/04/2007 22:20)
nikopol:ye! de sida kou!:cry:
Efa mba naheno tantara tahak'izany ve ianareo? vao voalohany nanao rapport ilay sipa dia bikina ...:cry:
13. pissoa
(
18/04/2007 04:59)
salmo1 koa otran'ny oul :-w , efa bikina no soratany voloany ka mbola bikiny ihany :{
bikina = bevoka :lol:
bikina = bevoka :lol:
14. sonwin
(
18/04/2007 08:16)
nikopol:
Efa mba naheno tantara tahak'izany ve ianareo? vao voalohany nanao rapport ilay sipa dia bikina ...:cry:
milay be izany fa tsy mampalahelo e! :D
15. booboo
(
18/04/2007 08:26)
Efa naheno sy nahita booooooooooobaka beeeeeeeeee mihitsy.
-Misy nanao IVG tany ambadibadika tany dia maty andro vitsivitsy taty afara. :?. Ny tsy maty indray soa fa misy ny hopitaly hitsaboana an-dreo...:?
-Misy indray nandritra ny fitondrana vohoka dia voan'ny latsa sy ozona t@ havana akaiky. Ny vavan'ny fm manginy fotsiny. Dia tomany isan'andro fa marary ny fo @ ilay teny masiaka azo etsy sy eroa.
-Misy saika hamono tena (soa fa tsy gli) noho ny "culpabilité" hoe nandiso fanantenana ny rad sns. :?
Rehefa miresaka sy mihaino an-dreo zà dia lasa tsy mpiteny tsony hoe "nanao tsy nahalala maty koa zao vao oy a oy" ! marary ny fo mahita lé maso feno ranomaso sy hita beee hoe very hevitra :{:{:{. Ados aby klou reo nifanerasera tamiko ireo rehefa manao truc truc éducation sexuelle sy santé reproductive des ados ireny zahay.....

16. hery
(
18/04/2007 08:52)
Tena gravy io satria matetika dia ao anatin'ny tsy ampoizina... ary mateti-pitranga.
tsy nahita tsirony kanefa mizaka ny vokany.
tsy mbola mahalala tsara hoe inona ity atao kanefa dia hitaiza sahady.