vao nanao voalohany dia bikina

21. fanilo ( 18/04/2007 16:28)
raha izaho no tratra an'izany dia tezaiko somantsara ny zaza.....
22. paris10 ( 19/04/2007 06:10)
nisy kalakely zay vao nanao sipa,teo @ 16 taona teo ngamba izy,vao nanandrana dia bevohoka,lay bandy koa zay mbola puceau t@ zany,dia nitady hevitra satria mbola samy mpianatra,ny renin'ny namany 1 no nanoro azy sage femme tao befelatanana, dia napetaka ny saondy, loza hoy nareo,tsy nisokatra tsara akory ny tanatiny tao, tsy tanteraka zany ny penetration, sarotra be na pose du sonde, na ny nanalàna ny foetus tao, soa fa tsy tara ba vao natao ty fanalàna, nijaly be hono lay kalakely, sady natahotra ny anokatra ny feny koa,tandremo ry zazavavy fa rehefa atao ihany ny rapport sexuel dia mba atao tanteraka!kivy be lay sage femme namako t@ zay.
23. lanto ( 19/04/2007 12:18)
Misy namako izay koa tratra an'io. Vao niray voalohany de tao!!!! Amin'izay tsy namerina fanindroany tsony fa naharary hono :P Nony hita fa bevoka d nasain'ilay bandy nody tany amin'ny RAR-ny aloha, (satria tany am-pandehanana niasa tany amoron-tsiraka no niseho le tantara); nilaza izy fa ho avy hanao ny fomba sns... Teraka ihany le sipa izy tsy hita. Voatery nodidina fa tsy nisokatra ny zavatra :cry: Efa taona taty aoriana le sipa mbola naindry an'i baban-jaza sy tia azy foana. Mandefa sary, mifanoratra sns...Naheno tamin'oul atokisana hoe efa nanam-bady lery zay vao nionona sy niaraka tamin'oul hafa.

io ilay tonga amin'ny lazain'i hery hoe :
tsy nahita tsirony kanefa mizaka ny vokany


dia hoy sonwin :
fa ratsy angaha ilay mitaiza?


Mbola tsy ampy experience dia efa mahazo grady :))

24. xxx ( 19/04/2007 14:17)
paris10:

nisy kalakely zay vao nanao sipa,teo @ 16 taona teo ngamba izy,vao nanandrana dia bevohoka,lay bandy koa zay mbola puceau t@ zany,dia nitady hevitra satria mbola samy mpianatra,ny renin'ny namany 1 no nanoro azy sage femme tao befelatanana, dia napetaka ny saondy, loza hoy nareo,tsy nisokatra tsara akory ny tanatiny tao, tsy tanteraka zany ny penetration, sarotra be na pose du sonde, na ny nanalàna ny foetus tao, soa fa tsy tara ba vao natao ty fanalàna, nijaly be hono lay kalakely, sady natahotra ny anokatra ny feny koa,tandremo ry zazavavy fa rehefa atao ihany ny rapport sexuel dia mba atao tanteraka!kivy be lay sage femme namako t@ zay.
ka mety ni forcén'ilay lhl zay izy e!!:{


25. xxx ( 20/04/2007 06:56)
ka io anie tsy misy hoe forcena izany e! mety tsy vita tanteraka ny voalohany iny nefa ny tsiron'aina lasa(ilay tsiranoka kely e! :)) dia efa maha bevohoka raha ao @ manodidina ny andro faha efatra ambin'ny folo eo kouuuh, izay aloha ny nianaranay tany am-pianarana e! rano tsinona mikoriana kouuuu.:P
26. Fiffi ( 20/04/2007 07:15)
tena misy kosa ny mi-forcé eh ! jereo fotsiny ireny voalazan'ny gazety ireny hoe bevohoka le vavy kely vao firy taona ? :roll:
27. mignone ( 20/04/2007 09:22)
eka ouz
28. karinah ( 20/04/2007 11:50)
misy mintsy ny mamorcé kah! sady tezerany le sipakely rhf tsy mety rahonany oe hisarahako raha vao tsy mety de ty de manaiky tsy fidiny an!:?
29. Samoana ( 20/04/2007 14:33)
nikopol:

Efa mba naheno tantara tahak'izany ve ianareo? vao voalohany nanao rapport ilay sipa dia bikina ...:cry:


Ireo sipa nobeazina hanao "voeu de chasteté" koa no mikendry tsara ny andro-pamokarany raha vao vita mariazy izay vao manan vôlohany:D

30. fasaly ( 21/04/2007 06:47)
samoana: zà efa saika tonga tmazay tanjona zay fa tena voafitaka teo am kihondalana:?:-P
fa zà klou tsy bikina e!:-D
31. soanja ( 23/04/2007 15:06)
nikopol:

Efa mba naheno tantara tahak'izany ve ianareo? vao voalohany nanao rapport ilay sipa dia bikina ...:cry:




Efa nisy tokoa io. Ankizy tena akaiky be ahy tamin'ny mbola kely. Mbola tsy tonga fotoana akory izy fa efa manakaiky. Nisy nanao amboletra tsotra izao de izay. Samy tsy nisy nahalala na ny RAD niny na izy izay nisy fa ny kibo nihalehibe no nahafantarana azy. :(


32. Fiffi ( 26/04/2007 10:22)
fa nga ry zareo hoe io voalohany io indrindra no tena maha-bevohoka ?
33. bazylou ( 03/05/2007 18:33)
dia maninoa anefa izany ?, manaova IVG rehefa tsy mila ilay zazakely e!!:roll::roll:
34. soanja ( 05/05/2007 02:15)
Fiffi:

fa nga ry zareo hoe io voalohany io indrindra no tena maha-bevohoka ?


Tsy izany akory ry Fiffi fa matetika dia mbola tsy ampy fahalalana ny zazavavy iray dia efa manana io filana te hanao firaisana aranofo io. Mitovy amin'ny bandikely ihany fa ny an'ny bandikely tena aloha loatra. Misy aza 8 taona.
Ny mahatonga ilay filana anefa dia satria miova ny vatana ao anatin'ilay zazavavy, mihalehibe izy saingy tsy adulte mihitsy akory. Eo ilay fialana sakana hoy ny gasy. Amin'iny fotoana iny dia masaka daholo ny any anaty. Zany hoe manomboka misy ny atody ary mihalehibe kelikely ny nono, indraindray efa maniry ny volo any amin'ny mahavehivavy sy ny helika. Matetika koa anefa dia mbola tsy tonga ny regle satria mbola tsy ampy ny avoakan'ny vatana dia any anaty any no misy ny regle fa pitpitika fotsiny ety ivelany. Amin'iny anefa raha misy firaisana dia bevohoka satrila ilay zaza tsy mahalala izay atsimo sy avaratra ny atoa hoe fanisana andro sy ny hoe firaisana fa die entin'iny vatany mitombo iny fotsiny. Ny bandikely koa anefa mahadinika tsara foana rah miova ny vatan'ilay ankizivavy namany eo akaiky eo. Vetivety aminy koa ny mikitika sy manadala izany zazavavy izany. Die eo manaonao foana eo. Iny ilay mahabevohoka.

Rehefa hitanao na ntsima fa miova ny toebatan-janakao dia tsara ny mampianatra azy ny zavamisy sy ny mety hitranga. Rha tsy haintsika izany dia ilaina ny fanantonana dokotera na ireo teorana manome izany fanabeazana izany.

Matetika any Mada dia io no mahafaty ny zatovovavy. Tsy inona moa fa ny fanalan-jaza. Mampalahelo an! Mahereza daholo. Mila farimbona ny fitaizana aza miahotraotra refa misy manahirana fa izay no ananana ireo dokoterantsika ireo. Afaka manoro hevitra amin'izany. Ny fiangonana koa afaka saingy voafetra izany satria miankina amin'ilay toetran'ilay zaza resahina no milalao eo.


35. xxx ( 27/05/2007 13:31)
:lol:Efa mahay zavatra ny tanora ankehitrio.
Tohizo fa tsara zao ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2626